Erreur Photocopieuse

1. Gasypetak ( 02/11/2013 19:41)
Miarahaba ny rehetra,
sao dia mba misy afaka manampy ahy, manana photocopieuse develop ineo 163 aho, dia manao erreur "appel maintenance M1" ilay izy dia tsy misy inon'inon azo atao aminy...
Isaorana mialoha izay mahita hevitra na tolo tsaina ny amin'izay.
novalian'i Essera ny 06/12/2013 12:57
2. Essera ( 06/12/2013 12:57)
Salame :

Sao dia mba ato no ahitanao ny valiny.

http://www.develop-france.com/fileadmin/user_upload/medias/Documentation/Brochure_-_ineo_163-213.pdf

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2132