Vady tsy mahay mitantam-bola

1. rakotobe425 ( 17/10/2013 08:53)
Mila hevitra aminareo vehivavy aho. Tsy mahay mitantam-bola ny vadiko kanefa mitaky mafy hampitazomina vola. Inona no tena tsara hataoko fa tena tiako io vadiko mila ady amiko io.
Za matahotra fa sao tsy azony akory ny varifotsy ampy anay iray volana. De mba toroy hevitra sérieux aho? Mila ady amiko izy de firaisana mandemy sy plaisir excessif no asetriko azy.Za tsy mamono vady an!
novalian'i andrywui ny 11/06/2014 06:22
2. Isabella ( 17/10/2013 11:17)

rakotobe425:

Mila hevitra aminareo vehivavy aho. Tsy mahay mitantam-bola ny vadiko kanefa mitaky mafy hampitazomina vola. Inona no tena tsara hataoko fa tena tiako io vadiko mila ady amiko io.
Za matahotra fa sao tsy azony akory ny varifotsy ampy anay iray volana. De mba toroy hevitra sérieux aho? Mila ady amiko izy de firaisana mandemy sy plaisir excessif no asetriko azy.Za tsy mamono vady an!

ampianaro mitantam-bola izy e
3. karinah ( 17/10/2013 11:30)
grave be izany vehivavy manana tokantrano nefa tsy mahay mitatam-bola tsara izany, sanatria ve dia hoe pute? (soa ihany fa vady!), ary sode nizarinao an'izay kosa ary izy? tsy dia tsara mi-paterner na mi-materner ny compagne, satria ny tokantrano tsy kilalao, oul manambady tokony mahay ny fandehany ao anaty ny foyer-ny, donc ampianaro izy.
4. cbd ( 17/10/2013 11:44)

rakotobe425:

Mila ady amiko izy de firaisana mandemy sy plaisir excessif no asetriko azy.Za tsy mamono vady an!


rakoto ko b sena b kle, io foana no asesin'lery @ dinika rehetra ataony, mila ady, kizitina, ts mahay mtantambola, d radem ts mety misogana kala d io iany no averina hoe asetriky lery plaisir excessif mdrrrrrrrrrrrrrrrr
5. sitlo ( 18/10/2013 06:21)
Ary mety zay no antony itenany an'izany... kkk

Azoko ndray izay fiteny "za koa hitatam-bola" izay
6. hadji ( 18/10/2013 14:21)
avereno mianatra e ny EPP zay mbola mandray
7. andrywui ( 21/11/2013 12:10)
aseseo aminy iany rakoto le fika oe

Mila ady amiko izy de firaisana mandemy sy plaisir excessif no asetriko azy
8. anjasarobidy ( 11/04/2014 15:45)
so mb enao kosa n mapme az
9. Fitokisana ( 10/06/2014 20:58)
aiza koa hisy vehivavy tsy mahay hitantambola izany e? Na olona tsy nahavita fianarana aza mahay mitantambola tsara!Ianao angamba no tsy matoky ny valeurany.

Refa tena hitanao fa tsy mety ny fitatanany vola de iresaho izy e! Asehoy azy ny vola mivoaka sy miditra de asaivo ovainy ny fitantanam-mbola.Sa ianao kamo be ny hiresaka sy ny hifanerasera aminy! Ra mbola tsy mahay izy aorian'io de anjaranao no mampianatra azy!

Ra apres an'ireo rehetra ireo mbola tsisy fiovana de tena very ianao fa tsy nahay nisafidy vady!!! Iafio fa safidinao!!!

Zaro Sexe matetika eo fa refa tsy maharaka ianao amin'ny farany de hangalampihinana izy!
10. andrywui ( 11/06/2014 06:22)
Rakoto mapiresak eto fotsiny fa aiza ko ze sexe mapalamy e no asesiko e ,,,zara rakoto io zao ra mahavita in2 isakerinandro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.265