Fitadiavana vehivavy hanaovana firaisana fotsiny

1. rakotobe425 ( 10/10/2013 12:04)
Za mba te hihaona aminareo vehivavy tia miray fotsiny fa tsy hovadina. Za voky tsara amin'ny vadiko fa mba te hahalala izany fomba fiainana izany aho. Za voky be nefa curiosité io e!
novalian'i olivier15 ny 17/06/2015 18:11
2. cbd ( 10/10/2013 12:25)

rakotobe425:

Za mba te hihaona aminareo vehivavy tia miray fotsiny fa tsy hovadina. Za voky tsara amin'ny vadiko fa mba te hahalala izany fomba fiainana izany aho. Za voky be nefa curiosité io e!



in no antony nanambadina raha izany ry takaka a? hajao ny vadin'la d basta
3. andrywui ( 11/10/2013 05:42)
Lao izy ra cbd hanandrana fa mba te hi curiosité amn sorpiso sy ny angatra ,sida i tonton zany ,,,,
4. rakotobe425 ( 22/10/2013 10:05)

[quote=andrywui]
Lao izy ra cbd hanandrana fa mba te hi curiosité amn sorpiso sy ny angatra ,sida i tonton zany ,,,,

Taibe tokoa an!
5. Essera ( 06/12/2013 12:42)
Ka rehefa mamelatra kosa ve tsy atao
6. andrywui ( 06/12/2013 15:59)

Essera:

Ka rehefa mamelatra kosa ve tsy atao

Petao rakoto à asio e ...mazotoa
7. ded.kitty ( 02/04/2014 03:42)
Izay no hilaina ny koaitra lty e. Rehefa dinihina ny andaniny omen'ela sosy tsy voatery mahaza inon'inona miverina elah, ny ankilany omen'elah sosy, ampireveny elah.
Fa raha tian'elah kosa ny vadin'ela tsy hitako loatra inona no hitadiavan'ela olon-kafa.
8. andrywui ( 02/04/2014 07:11)

ded.kitty:

Izay no hilaina ny koaitra lty e. Rehefa dinihina ny andaniny omen'ela sosy tsy voatery mahaza inon'inona miverina elah, ny ankilany omen'elah sosy, ampireveny elah.
Fa raha tian'elah kosa ny vadin'ela tsy hitako loatra inona no hitadiavan'ela olon-kafa.


Misy marna ian nefa n'y andrakoto aaaa ra beftaika ny vadinlah de isan'andro iny ihany no hohanina ve ?? Mba ovaina anana sy totokena na,henakisoa sy voamaina ohatra no atao e ,, leo anle beftaika lava kosa le olona kou, fa après kosa refa avy nichange kely anle totokena de tsaroana ndray le betaika de matsiro be ndray ,,,,,ovaovaina kely le nourritures e
9. Jock ( 09/01/2015 06:01)
Diso kosa zany ry andrywui a. Ny vadin'ialahy beftaika ohanina isan'andro fa ianao lehilahy io koa amin'ny vehivavy mihinana azy isan'andro ao mba toy ny inona? raha toy ny rano mba azony solona divay kosa an! mba afaka miova style kosa anie le beftaika indraindray e
10. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:27)
Le hanina isan'andro biftaika fa le mihinana tous les jours vavan'omby e ! hhahahahaha
11. iriantso15 ( 28/01/2015 09:44)

mpisotrtoaka:

Le hanina isan'andro biftaika fa le mihinana tous les jours vavan'omby e ! hhahahahaha
ary ngah mbola ts hainareo ity“ROSE MAVOKELY” hi3
tsara anie zalah io e? mba indraindraina zalah fa ts de faly handrabiraby foan a?
12. zanive ( 06/02/2015 17:35)
izy ko mba leo lay akondro isaandro mila obergine
13. Jock ( 11/02/2015 06:08)
Ary ny sambaosa sy pilo-kely ?
14. hery ( 11/02/2015 07:56)

zanive:

izy ko mba leo lay akondro isaandro mila obergine


ie, tena maha tonga saina io :-)

Tsy tsapan'ny lehilahy matetika hoe ny vehivavy koa anie rehefa ifanarahana dia afaka mba mihinana ambadika koa e.
15. hafahafa ( 11/02/2015 08:04)

hery:


zanive:

izy ko mba leo lay akondro isaandro mila obergine


ie, tena maha tonga saina io :-)

Tsy tsapan'ny lehilahy matetika hoe ny vehivavy koa anie rehefa ifanarahana dia afaka mba mihinana ambadika koa e.

tsy mihinana ambadika fa hoandry zalahy any ambadika kah! hi3
16. Strong3 ( 16/02/2015 09:05)
ary nakaiza hoa ny hodin'ilay voasary mamy eh???

mahalasa saina ahy io , tsy hita hoe nomen'i Dama an'iza izy io???
... hay ve ka misy vhv ohanina fotsiny izany eh?_ mba misy olona vendrana ihany ka eto antany.
17. olivier15 ( 17/06/2015 18:11)
rakotobe425:

Za mba te hihaona aminareo vehivavy tia miray fotsiny fa tsy hovadina. Za voky tsara amin'ny vadiko fa mba te hahalala izany fomba fiainana izany aho. Za voky be nefa curiosité io e!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3602