TSY AHAGAGA TSONY NO AHENO FA NIVADIKA TGV I .......

1. andrywui ( 25/08/2013 00:32)
HERY SERASERA !!!

satria hita fa efa mihamiha mivadika palitao sy lasalasa TGV zany daholo ndray zao ny ankizy ato aaaaa

kobokoboko amle fomba firesaka fa efa misy miainga betsaka ao ,,ka ahagaga ve raha io i Hery fa nifampitantana amin'i andrywui ?

o mandrosoa ry mpanarato !!

novalian'i cbd ny 04/10/2013 18:33
2. aikon ( 25/08/2013 08:48)
tsy maninona mihintsy izany fa rehefa resy lahatra izy de izay fotsiny no zava-dehibe
3. Aina_Malala ( 25/08/2013 08:58)
I Andry anie efa tamp dala kaleha dia tsy maintsy nanaiky e, tsy oe nanana ny marina izy fa noteren marina ka tsy izany décision an izany akory no hivadiako any @!
4. lefitatra ( 19/09/2013 14:35)
zany ho any @ aratonla zany aloha de tsy hisy na hoviana na hoviana e,na ny namonoan'i Rajoelina ny fianakavianay t@ 7 fevrier aza tsy hadinonay mandrakizay,
ny mamba vola kely reny sahy mijoro ho AV7 reny, hahaha , ny sasany aza naratra avy nanao sport tary de lasa koa niditra ho AV7.
mbay tany,
so de tratranle tantaran'ilay zanaka adala eo lisany e, eny , tsy tonga hiantso ny marina lesy ny Tim fa ny mpakahala mba hiverina a
5. Mateyous ( 04/10/2013 17:09)
aza miteniteny fona e!! ravalo no namono oln tamin'ny 07 Febroary fa tsy i Andry na oviana na oviana e!
Ravalonareo mintsy aza no tena nitsentsintra sy nampijaly ny vahoaka teto.
Nenay aloha de i Hery ihany e!! izy no tsy maintsy lany eo rangah!
6. cbd ( 04/10/2013 18:33)

Mateyous:

aza miteniteny fona e!! ravalo no namono oln tamin'ny 07 Febroary fa tsy i Andry na oviana na oviana e!




aza mirediredy ry takaka a! bandy kely vao 18 taona mbola tsy afa () akory ka tsy kelifingotra na oaviana na oaviana inona?

ndana mitady sipa any fa tsy miteniteny foana eto d alamino ny fitiavana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4223