Inona no kaly?

1. sitlo ( 08/06/2013 08:01)
Inona no kaly tena mamerina aina rehefa tena valaka iny? Na ilay tena ohatra n'izay sy izay, ilay lasa tonga dia matory be?
novalian'i hery ny 21/06/2013 10:46
2. endriny ( 11/06/2013 15:16)

sitlo:

Inona no kaly tena mamerina aina rehefa tena valaka iny? Na ilay tena ohatra n'izay sy izay, ilay lasa tonga dia matory be?


Tonom-balala sy romazava
3. 5laody ( 12/06/2013 17:09)
yaourt, chocolat, vary sy hena be, trondro, huitre, proteine be io valala tenen'i endriny io.

rehefa tsisy mandaitra dia afaka mitsindrona EPO, mihinana kola, mitsako kato, misotro katrafay, mihinana vary amin'anana misy rongony (tsy azonareo atao ireo rankizy, tsy azo atao miaraka ireo ry olon-dehibe)
4. hery ( 21/06/2013 10:46)
Tsy misy kaly tonga dia mamerina aina tampoka fa elaela ihany kou :-) raha tsy ireo nolazain'i 5laody farany ireo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3119