androany...

1. booboo ( 31/05/2013 15:02)
Inona no zavatra nahafinaritra anao androany ?

(eeeeh, dia mba tongava @ izay moa nareo atsy andrefan-trano atsy fa ao dia variana @ appéro ao aby)
novalian'i booboo ny 06/06/2013 14:42
2. sakaizakely ( 31/05/2013 15:43)
faly aho fa mba tsy avy ny orana
3. mirananirina ( 31/05/2013 16:18)
Nahafinaritra ahy androany dia tsy hitako fa com dab foana, ao ny tsara ary ao ny ratsy, fa inn nahafinaritra an i booboo androany :p?
4. fahamarinana ( 31/05/2013 17:06)
Efa lany ilay apéro dia navy si za o ! hi hi
Ny nahafaly ahy androany ? Toa tato ho ato no marina fa tys androany ihany ka, varian-dresaka ao andrefantrano hi hi ! Metimety ve ilay valiny ? :p
5. hery ( 31/05/2013 17:49)
Tsy haiko hoe naninona fa namaky ny tononkalo maromaro nosoratako aho. Misy tsy tadidiko mihitsy hoe izaho no nanoratra azy.

Fa ilay andro zoma kosa aloha mahafinaritra foana e. Vao tonga tato antrano dia maivana tanteraka mihitsy.
6. nannie ( 01/06/2013 06:05)
Izaho vao afaka mitsidika aterineto dia finaritra. Kely zava-mahafinaritra ô ?
7. booboo ( 02/06/2013 10:05)
Nannie > rehefa finaritra fotsiny dia efa tena bienbien. sa ? hihihi

Ny ahy indray afaka nanao zaridaina manararaotra andro tsara.
8. 5laody ( 02/06/2013 16:57)
Salut daholo

Nanadio ecran aho dia mazava be ilay aterineto.

une petite pouce qui danse et ça suffit pour ête heureux.

(hiran'ny ankizy kely any amin'ny garderie)
9. suspence ( 03/06/2013 10:13)

5laody:

Salut daholo

Nanadio ecran aho dia mazava be ilay aterineto.

une petite pouce qui danse et ça suffit pour ête heureux.

(hiran'ny ankizy kely any amin'ny garderie)
Salut daolo oh!ni ana ndray fali si finaritra aho vao nahita ilay tombon'andro nomen'mpahary izao tontolo izao,
10. suspence ( 03/06/2013 10:18)

5laody:

Salut daholo

Nanadio ecran aho dia mazava be ilay aterineto.

une petite pouce qui danse et ça suffit pour ête heureux.

(hiran'ny ankizy kely any amin'ny garderie)
Salut daolo oh!ni ana ndray fali si finaritra aho vao nahita ilay tombon'andro nomen'mpahary izao tontolo izao,
11. tess ( 03/06/2013 17:14)
velombelona eto ndray ahhhhhh ;-)
12. endriny ( 06/06/2013 11:42)
Saosisy ny laokanay... Efa ela izay a...
13. booboo ( 06/06/2013 14:42)
Tess > manina e hihihihihihi ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1479