diso tarigetra ireto mpaka takalon'aina

1. milamm ( 17/04/2013 15:33)
Sombitsombim-baovao voaray zaraina ,mirongatra tokoa ny fakana takalon'aina vahiny eto M.kara atr@ 2009 nakaty, roa andro lasa izay Alatsinainy hariva dia teratany frantsay monina 10 volana teto amitsika no voatazona ankeriny jiolahy mirongo basy kalack sy poleta 4. Marihina fa ny PDG zay lasa any New York no saika halainy ireto jiolahy ankeriny kanjo Atoa francois Raphael no azo, niala tsiny t@ havany ity farany ty moa ireo jiolahy no sady nangataka saosy 240.000 euros noho ny hadisoana

http://www.jeuneafrique.com/Article/ARTJAWEB20130417154139/otages-madagascar-marc-ravalomanana-kidnappingmadagascar-un-patron-francais-kidnappe-par-erreur.html

Efa manana alalana hanao fanadihadiana mivantana ireo polisy frantsay araky ny fifanarahana @ fiarovana ireo frantsay monina eto tsy ela izay taorinany nahafatesany relijiosy frantsay farany teo iny ka izy ireo raha ny hevitro no mety andray antanana ny raharaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3162