Farasisa

1. silance ( 11/02/2013 17:32)
Saody misy mahalala fanafody farasisa lay zanako mantsy voan'ny farasisa efa 2 volana zay dia mitety dokotera fa tsisy vokany
Naheno aho hoe mena-boay hony
Marina ve??
Dia ahoana ny fomba fampiasaina azy satria mizaly lay zaza mihotra dia mandeha ra lay izy ny vatany iray mannotolo feno
Mampanaelo
novalian'i fitatoky ny 29/03/2013 13:39
2. sipagasy ( 14/02/2013 19:30)
inona moa no atao hoe 'farasisa'?


silance:

Saody misy mahalala fanafody farasisa lay zanako mantsy voan'ny farasisa efa 2 volana zay dia mitety dokotera fa tsisy vokany
Naheno aho hoe mena-boay hony
Marina ve??
Dia ahoana ny fomba fampiasaina azy satria mizaly lay zaza mihotra dia mandeha ra lay izy ny vatany iray mannotolo feno
Mampanaelo
3. silance ( 15/02/2013 09:37)

sipagasy:

inona moa no atao hoe 'farasisa'?


ny atao hoe farasisa dia "éczéma"
4. booboo ( 19/02/2013 09:45)
Gné ????????????
5. Ratoa ( 21/03/2013 21:59)
sa, omeo fanafody mampitsahatra ny mangidihidy POLARAMINE REPETABS pédiatrique ohatra tena tsara, dia ento amin'ny dermatologue hitsabo ny eczéma; indraindray talc fotsiny dia efa mahatsara azy . saingy mila mitsabo tena izy
6. fitatoky ( 29/03/2013 13:39)

Ratoa:

sa, omeo fanafody mampitsahatra ny mangidihidy POLARAMINE REPETABS pédiatrique ohatra tena tsara, dia ento amin'ny dermatologue hitsabo ny eczéma; indraindray talc fotsiny dia efa mahatsara azy . saingy mila mitsabo tena izy

Mijaly le zaza fa ra tena dokotera mahay tokony tonga de mahazo traitement tsara be izy,tokony anao analyse min alalana tanteraka ny tena aretiny,mandana ao am Dr Lova eny am 67 Akaiki'ny Poste mpivarotra palitao friperi de itanao fa tsy amelany io ra tsy tena itany ny soritraretina marina de itanao ,msouffre fe la zaza ra ela lotra,fa mandray fona izy isakariva à partir am 4h30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2162