sexualité

1. babare9 ( 22/01/2013 12:39)
telo vavy kely mbola en bas en âge ny zanako, 9 ans ny zokiny indrindra ary 6 ans ny zandriny indrindra, manomboka miresadresaka izy telo ny @ fitiavan' ny lahy sy ny vavy toy ny hoe: " ma copine est amoureuse de Samuel", sns..., manomboka koa izy ireo manazava amiko ny @
fahatongavan'ny zaza ao an- kibo, sns..., gaga be aho satria ao anatin'ny leçon-ndry zareo hono zany, diso aho ve raha miteny hoe: aloha loatra ny fahalalany an'izany sahady, satria zaza mbola tsy matotra, moa ve tsy mitarika ny ankizy ho curieux hatrany zany ary mitarika azy reo @ zava-dratsy. Mba toroy hevitra aho, ahoana no fomba fampitàko an' izany @ zanako, fa toa ny avy any am- pianarana ndray no tonga aloha, zaho anefa saika mbola hiandry fotoana kely.....vao hiresaka aminy an'izany. Dia misaotra mialoha e.
novalian'i bazylou ny 02/04/2013 00:30
2. sipagasy ( 22/01/2013 13:07)
jereo fa any @ bibliothèque na any à trano fivarotam-boky dia feno boky à taonan'ny ankizy avy manazava ireny ary hanampy anao tokoa hanazava izany @ ankizy,

Mahereza fa tsy mora ny manabe!
3. babare9 ( 22/01/2013 19:22)
misaotra betsaka anao namaly sy nanoro hevitra, toa tsara tokoa raha misy an' izany boky izany fa mba azonao omena ve ny mety ho titre n'ilay boky? SOS
4. jajajaly ( 23/01/2013 09:13)
Jereo ity rohy ity fa nanampy ny olona maro eran-tany:

http://www.jw.org/mg/zavatra-misy/gazety/wp20101101/iresaho-momba-ny-firaisana-ny-zanakao/


Torohevitra ho an'ny Ray Amandreny hahasambatra ny fianakaviany no hita ao, ary misy mifanaraka amin'ny taona rehetra.
5. bazylou ( 02/04/2013 00:30)
ka inona nef any olanana hainy aza ?
tsy aleo tonga aloha dia poinsa toa izay hiandry azy zatovo vao mitenyyy.

beurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1112