FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2013

21. chantrire ( 01/02/2013 09:35)
Te ho any izahay fa tsy afaka e!Mazotoa daholo e!
22. serky83 ( 02/02/2013 04:56)
Aza misy vintana tsy hantongavana any fa milay be io ry zalah ! TONGAVA DAHOLO FA BONNE EH!
23. volaka ( 02/02/2013 05:28)
Mer6 @ infos fa tena tafatotona @ le fivoriam-pianakaviana le daty d tena tsy afak izahay nefa efa ela no niandrasana an zao mba hifankalalana.
Ataov betsak ny sary ho an reo zay tonga any hifampizarana e
Milay ny any fa manentana an zay manana possibilité retra fa zay az tsy fidiny
24. kanjami ( 05/02/2013 06:54)
Bj tsika rehetra, manontany aho misy probléme ve ny namana serasera fa toy tsy misy namana mandalo hita misoratra mihintsy eo ambany eo efa andro vitsivitsy izay!
Ankoatry izay mirary soa antsika rehetra, hiezaka mba ho tonga fa d ho hita eo é, mandrapihaona daholo
25. fytiana ( 05/02/2013 07:38)
Misaotra fa voaray, tena misy fotoana mifanindry d tsy afaka
26. lazaroa ( 08/02/2013 06:16)

ora:

Mahafinaritra lay fiarahana toa izany ary dia misy sosokevitra kely ihany raha mety, ndeh mba somary asiana fitoviana amin'ny zavatra anakiray e, ohatra oe atao miloko maintso daholo ny ambonin'akanjo, na oe manao jean daholo, na oe mandeha pied nu daholo (lol)....na asa izay mba hisian'ny fitoviana eo amintsika rehetra e, efa nahita fiarahan toa izany mantsy ny tena ka dia tsapa oe mahafinaritra be ny mijery azy, tsy voatery oe ireo loko ireo an, fa izay mba azo ifanarahantsika. Ahoana ny hevitrareo amin'izay?

Mety daholo zay atao na samy tsy manao akanjo ambony aza ny rehetra. sangy2 zany fa mirary soa e! zay mbola aty amoron-tsiraka sady efa aty fona.
27. glou ( 08/02/2013 06:39)
rahampitso ilay fotoana ry zareo fa aza adino ah! averiko eto ny toromarika: frais 5.000 fmg aller retour, fidirana 20.000fmg , fotoana alohan' ny @ 9h eo @ arret betax solimotel anosy, samy mitondra ny sakafony, boisson- ny , ary tsakitsaky izay zaka iharahana ( si possible io fa tsy obligatoire) ny toerana alehantsika dia any vontovorona cur (OASIS ) , ao aloha ny tapaka fa @ manaraka jerena ilay rano fy eh! dia ilay sosokevitra we manao akanjo mitovy dia izay manana ilay tee shirt serasera dia afaka manao izany izay tsy manana dia izay anaovana sao iny indray no manakana ny sasany we izahay tsy manana akanjo mitovy loko @ ny anareo dia tsy andeha izahay , ka aleo aloha @ ty manao izay tiany fa @ manaraka ho hita eo dia mirary anareo ho tonga maro( raha misy very na ohatry izany dia antsoy aho GLOU : 032.04.168.86
MANKALAZA EH
28. sipagasy ( 09/02/2013 19:52)
dia miandry ny tatitra izany izahay tsy mba tany e! dia miandry ny sary ihany koa,
29. rainstorm ( 11/02/2013 15:46)
henjana izany marina, tara roa andro ny tenanay, nefa dia mpankeny foana. amin'ny manaraka e
30. rainstorm ( 11/02/2013 15:46)
henjana izany marina, tara roa andro ny tenanay, nefa dia mpankeny foana. amin'ny manaraka e
31. sakamenavody ( 14/02/2013 09:30)

[quote=ora]
Mahafinaritra lay fiarahana toa izany ary dia misy sosokevitra kely ihany raha mety, ndeh mba somary asiana fitoviana amin'ny zavatra anakiray e, ohatra oe atao miloko maintso daholo ny ambonin'akanjo, na oe manao jean daholo, na oe mandeha pied nu daholo (lol)....na asa izay mba hisian'ny fitoviana eo amintsika rehetra e, efa nahita fiarahan toa izany mantsy ny tena ka dia tsapa oe mahafinaritra be ny mijery azy, tsy voatery oe ireo loko ireo an, fa izay mba azo ifanarahantsika. Ahoana ny hevitrareo amin'izay?
Ny hevitro aloha dia hoe aleo samy mba misy fofona iraisana e:ohatra hoe mba misy fofontoaka kely dôly ny vava fa atao manarapenitra e(Sakamenavody)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829