fanisana andro tena efficace

1. tinah54 ( 23/11/2012 07:50)
salam daolo za ry reto tsy te hanao fanabeazn aizan f misy tension d le manisa andro n tiko atao de ze mb mahalala le tena efficace de mb teneno
2. Miasou ( 23/11/2012 09:57)
Nena zao 32j ny cycle kou de ny règle 14 jours après ovulation zany oe ra raisintsika oatra tong ny regle androany 23/11 de atao moins 14 io, isaina mverina dia t@ 10/12 zany ny ovulation ako zay no maha bevoka zany oe raha haka marge @ zay za de 7 jours avant sy après tsy manao rapport ts protéger zany oe 3/11 au 17/11 ts manao ninin mits fa akotran zay mety, de zay efficace b io an! mora atao io ra oatra ka régulier ko alou le règle e!
Zay de mrary soa
3. tinah54 ( 23/11/2012 12:22)
misaotr amle valiny f ra irrégulier zany d tsy mitombina v io
4. hery ( 08/12/2012 22:13)
Firy tsara ilay lazainao hoe irrégulier?

Mitombona foana ilay hoe 14 andro alohan'ny fadimbolana (règle) no maha-lonaka (ovulation). Telo andro mialoha an'io sy roa andro aorian'io raha be indrindra no maha bevohoka. Izany hoe eo amin'ny 16 andro mialoha ka hatramin'ny 12 andro mialohan'ny fadimbolana no mahabevohoka. Raha toa ka 22 andro ny cycle rehefa fohy dia manomboka ny andro voalohany ka hatramin'ny andro faha 6 ihany izany no malalaka tsy maha bevohoka. Kanefa moa ny andro 1 ka hatramin'ny faha 4 dia mbola fadimbolana, noho izany roa andro aorian'ny fadimbolana ihany no malalaka ho an'ny cycle court. Io ihany no TENA azo atao hoe malalaka raha toa ka tsy régulier ny cycle ka mety mahatratra 22 andro ny farany fohy.

Raha ohatra mantsy ianao mieritreritra hoe aorian'ny ovulation kanefa lasa lava tampoka ilay cycle dia mbola tratra ihany.

Fa ilaina dia ilaina ihany koa ny mahalala ny toe-batanao. Azonao atao mihitsy ny mandray note isanandro ny zavatra mitranga amin'ny vatana (ny tsiranoka, ny hafanàna, ny mony) satria mety ho signes daholo ireny. Mazava ho azy fa ambolana mihitsy vao afaka manana fahalalàna ny vatanao ianao.

Ohatra fotsiny hoe misy mony tampoka ianao amin'ny andro faha 20, dia marihinao iny, dia avy eo amin'ny andro faha 34 ianao fadimbolana (règle). Dia amin'ny volana manaraka ianao amin'ny andro faha 10 indray no mitranga ny mony, ka raha tonga andro faha 24 ny fadimbolana dia azonao raisina ho mariky ny ovulation sahady izany ilay mony. Ohatra fotsiny iny fa misy zavatra hafa izay ianao ihany no afaka mahalala azy.

Mazotoa.
5. nilex ( 20/12/2012 10:23)
Tena mety ny fanisana andro raha toa ka stable tsara ny regle izany hoe mitovy foana ny halavany dia mety amin'izay anefa dia avy any aorina no manao ny kajin'ny 14 em jour fa tsy avy aty aloha dia azo antoka io.Raha avy aty aloha mantsy ianao no manisa ka mihalava na mihafohy tampoka ilay faharetan'ny cycle nao dia ho diso ilay kajin'ny 14 em dia mety hipetraka ny zaza.
6. lazaroa ( 08/02/2013 06:37)
Inona daholo kay reo fanafody tokony ho hita ao amin'ny tokatrano iray efa misy zaza.
7. guant ( 11/03/2013 06:12)
slt Tinah54! efa mahay manisa andro tsara zan toi zao!de afaka manandrana amin'izay zan?
8. kiaz ( 27/07/2017 08:05)
slt daol,!oun wa kay zafady firy kay zan n cycle amty.. ny sipako regle ny 26/06 de regle androany 27/07 d iz mlaza fa miovaova zan we irregulier d io 27 io le regl zan taraiky n fahatsapany azy,d aon kay n fomba fanisana azy, merci
9. haritradonatien5 ( 22/05/2018 15:40)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3734