You are here: home > Forum

manimanina ny fahiny e

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : manimanina ny fahiny e
Valiny : 18
dadabe - 20/09/2012 11:24
http://forum.serasera.org/forum/message/m4379e0f437c11/60
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 20/09/2012 11:27
aiza daholo ry diamondra27,herimiafina,booboo, veloo, akamatian,yonikafopl(efa jokotra leuleu)vale,artistika,fijo,sipagasy,ikaretsaka,sns...sns eeeeeeee mivoaha daholo ee
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 21/09/2012 07:09
Ataonlah inn oul zanadrazana any lty rapikatti fa zah ty eto ampy andihizanlah tsara à , ttssssshhh
Sady io vale eo fona io ka apidirinlah anisan'ny razana kou ??
Ary zama91 tsy mba ataonlah anaty listra à ...
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 28/09/2012 04:09
mbola tsy tao boto tam zany kleuleu
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 28/09/2012 08:20

dadabe
mbola tsy tao boto tam zany kleuleu
kozy ve lty bainn ?? Nga i zama vô haingana n tato le ,,, ary lery zan vô tonga kelikely kay d iny npetsainlah sahady iny à ,,, tsss elah tena bandy nanakivy ,,
Valio | Miverina eny ambony
sasa - 28/09/2012 11:58
hu hu hu hu mahatsiaro ny fahiny ! aiza doly marina ny akama fahiny e!
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 01/10/2012 11:31
zana-drazana :-D :-D :-D

Miverina eo aho fa haka seza kely, homano ny motika sy ranovola ary dité sy café eeeee

Valio | Miverina eny ambony
vale - 03/10/2012 18:27
Hay ve ry sasa any ihany e, tsy mandalo firy intsony, tena efa elabe mihitsy aza
Ry mandrindra, ry nikopol, kiadi, sns, tsy misy hita intsony aaa
Valio | Miverina eny ambony
ravonjison - 15/10/2012 13:55

dadabe
http://forum.serasera.org/forum/message/m4379e0f437c11/60



Tsy makaiza fa saka mitaiza e.
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 18/10/2012 21:11
ny lasa dia lasa tsy miverina intsony e...atao fatisarovana ao an-tsaina fotsiny sia kleleuleu
sasa sali njy! hihihiih
booboo sali njy! ttttt
vale zao no itako tena mbola presente eto foana, i Tess ko teo
Ikaretsaka angamba lasa tena efa mopera ka tsy ita intsony vazy2 ny ahy an
Valio | Miverina eny ambony
vale - 04/11/2012 14:10
Slt Veloo, Ikaretsaka any ho any fa asa efa adinony angamba ny eto! ;-p zaho aloha tsy manadino ny eto e, mitsidika eo foana Veloo a!!! hihi
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 05/11/2012 15:23

vale
Slt Veloo, Ikaretsaka any ho any fa asa efa adinony angamba ny eto! ;-p zaho aloha tsy manadino ny eto e, mitsidika eo foana Veloo a!!! hihi


Sur aky a mandede eto foana ka tsy adino akory ny namana taloha
Valio | Miverina eny ambony
vale - 06/11/2012 14:27
marina mihitsy izany!!!
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 06/11/2012 19:30
eo ihany fa ho aiza moa e!!!
Valio | Miverina eny ambony
welie - 22/11/2012 18:39
tsss... zay tsy tadidin dadabe tsony aza kou! nefa mba zafikely teo ihany!
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 28/02/2013 04:14
toi ry welie tsy fanadino a ..Sie sind eine hubsches madchen...ich liebe dich h he he
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 22/04/2013 22:46
fa ho ataonlah inn daolo mou ry pikatti reo fioka atsoitsoinlah reo ? ho aporiatnlah ndray pande ndray ?? zama91 zao tsy mba atsoinlah mitsy nefa mba akamanlah talou iany !! maninn fijo tsy atsoina kou i yuka , noue , ifiona ifiona , rangorivao devoly ! ...hon hon hon
Valio | Miverina eny ambony
mimich - 24/04/2014 20:24
efa lasan'ny zaza mpandimby ny toerana ka aleo maka zoron-trano e
Valio | Miverina eny ambony
Veloo - 13/12/2016 20:11
Tena efa ela be zany ka - aiza daholo ny rehetra - manove fety sambatra daholo ianareo rehetra ooo
tsy efa antitra daholo izay ny rehetra - za aloha dia mahita fa efa mihitsy - kanefa kosa an - isika gasy dia mitazona be mihitsy

Valio | Miverina eny ambony