Mitady olona iresahana

21. dadabe ( 16/10/2013 16:26)
ary omendrabrioche ny hafatrta zah izany leuleu
22. dadabe ( 16/10/2013 16:26)
ary omendrabrioche ny hafatrta zah izany leuleu
23. Jugali ( 04/09/2015 09:44)
andrekako ô! zay ange no ilana an'ity pseudo ty e! tstako ze ts andefasana azy eto.
24. taxs ( 04/09/2015 11:50)
Jugali:

andrekako ô! zay ange no ilana an'ity pseudo ty e! tstako ze ts andefasana azy eto.
... Mety olana manokana kosa angamba ny azy ka, na hoe... mba mifanatritava ohatra.
25. TenWords ( 30/09/2015 07:05)
fRabesoa/BRIOCHE & Isabella >>> Marina amin'ny antsasany ny toro-hevitra omenareo saingy misy olona nirahana foana hitari-dalana ny hafa fa tsy vitan'ny hoe resaho @ Jesoa na Jesosy izay atambatsika hoe Kristy mba tsy hizarazarAna, ny dikan'io dia vavaka= resaka @Mpahary: ka hono ho'aho? ahoana ary no ahafantAranao ny valiny? baiboly misokatra sy mbola libre be aza ny famakiana azy misy tsy mahafantatra izay tiany holazainy...
Izay fa mirary soa E! Ento ambavaka hono fRabesoa A!
26. TenWords ( 30/09/2015 11:54)
fRabesoa/BRIOCHE & Isabella >>> ilay hoe resaho amin'i Jeso na jesosy c'est selon ny olana anie ka hoe ento am-bavaka ny heviny E! ka izany mivavaka izany dia miresaka amin'ny Mpahary, ahoana ary no ahafantaranao izay valiny omeny? tsy ny teniny izay ny baiboly ihany na koa hoe ny Soratra Masina ve? atao ahoana ary no fahay mahalala izay lazain'io baiboly io raha amin'izao fotoana mbola mampalalaka ny famakiana azy izao aza betsaka ny mandiso ny tiany holazaina?
Misy foana ny iraka izay irahan'ny Mpahary hanazava ny voasoratra ka izany no andraikitr'izy ireny, raha mety @frabesoa dia apetraka eto ihany ny mailaka hifanoroana hevitra saingy tsy mivoana amin'ny voasoratra ao @baiboly ihany ndao tsy mety aminao fa ianao mila psy na ny toy izany
27. nirinanicolas ( 19/11/2015 06:21)
Petites annonces gratuites à Madagascar. Visiter www.madapage.com.

Vendez, achetez, louez et proposez vos services sur le plus grand site de petites annonces gratuites en Madagascar : immobilier, voiture, moto, emploi, etc.
28. tojoaina ( 25/05/2017 20:00)
Ra mangina ts mten d ho zavpona ren.fa ny antsn fo mampodn ny lo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5358