afa-baraka ry reto annn

1. sipagasy ( 15/09/2012 19:41)
dia malahelo tokoa aho mizara ity seho iray ity aminareo, fa akory atao, misy nilaza ahy fa namana ato @ ity vohikanatsika ity hono io olona nahavita habibiana io, misy afaka milaza ny solonanarany veh??

misaotra


http://www.madaplus.fr/Le-violeur-en-serie-de-Mons-un-homme-d-origine-malgache-a-ete-arrete_a5353.html
novalian'i sahia ny 23/05/2014 06:52
2. papounette ( 15/09/2012 21:20)
Ehe!!!marina fa gasy io ary mamoafady ny ataony, tsy hitako ze mahafabaraka andry ry sipagasy!!!indry tsy "responsable"n'io olona io, ndry tsy havany....
3. cbd ( 16/09/2012 10:52)

papounette:

Ehe!!!marina fa gasy io ary mamoafady ny ataony, tsy hitako ze mahafabaraka andry ry sipagasy!!!indry tsy "responsable"n'io olona io, ndry tsy havany....
ry papounette koa ohatran'ny tsy misaina zany le aza! nahoana no tsy hafabaraka ny gasy aty ivelany raha gasy be zao no manao mamoafady tahak'izao?????
4. dadabe ( 16/09/2012 11:24)
aleo ihany manisy pilansy misy pipitsokatra sy asidra ao amin ny derika sao d tratran ny viol eo koa kleuleeu
5. papounette ( 17/09/2012 20:52)
ô ry cd a!!!inn no ivakian'ny lohako a@ zay hadalany sasany any a!!tsy iasain'ny saiko na dia kely aza!!! zà angaha no naniraka an'azy andehana miviol any?na nampitapy an'azy any? Safidy ny azy ary mila mitsabo tena izy.Io mahavoa anareo andafy any io!!!tsy ilaozan'ny vazaha tsy hanadrohadro io e, fa nena zay no avaliko andreo. Et Dutroux, c'est un malgache? fa tonga de tampina ny vavandreo. Ary ho afabaraka isan'andro isan'alina anao sy hamono tena mihitsy angamba raha mahita sy maheno ny zavabitany gasy sasantsany any @nareo any....
6. diamondra27 ( 17/09/2012 23:03)

sipagasy:

dia malahelo tokoa aho mizara ity seho iray ity aminareo, fa akory atao, misy nilaza ahy fa namana ato @ ity vohikanatsika ity hono io olona nahavita habibiana io, misy afaka milaza ny solonanarany veh??

misaotra


http://www.madaplus.fr/Le-violeur-en-serie-de-Mons-un-homme-d-origine-malgache-a-ete-arrete_a5353.html


tsy aleo ve handeha ny ankety vao samy manisy koms e!
7. cbd ( 18/09/2012 09:58)
papounette:

inn no ivakian'ny lohako a@ zay hadalany sasany any a!!tsy iasain'ny saiko na dia kely aza!!!
ka maninona no mamaly?

diamondra27:
tsy aleo ve handeha ny ankety vao samy manisy koms e!
mampiova inona raha manisy koms dien'zao na rehefa vita ny ankety?

8. mirananirina ( 18/09/2012 13:36)
Mampalahelo tokoa ny zvt toa izao, mahonena.Manina aza raha mividy ireny saribakoly be ireny @ izay manao izay tiana atao ao.
9. papounette ( 18/09/2012 20:49)
F'angaha tsy mahazo mamaly ry cbd?
cbd:

[quote=papounette]
inn no ivakian'ny lohako a@ zay hadalany sasany any a!!tsy iasain'ny saiko na dia kely aza!!!
ka maninona no mamaly?
10. diamondra27 ( 18/09/2012 22:02)
cbd: ka tsy fantatra anie na tena izy na tsia no nanao ilay izy fa hoe: arréter fotsiny izy aloha, dia ho hita eo na innocent na tsia

11. diamondra27 ( 18/09/2012 22:02)
cbd: ka tsy fantatra anie na tena izy na tsia no nanao ilay izy fa hoe: arréter fotsiny izy aloha, dia ho hita eo na innocent na tsia

12. hery ( 19/09/2012 09:31)
Mba ilazao vaovao rehefa misy tohiny e.

Ho ahy, ny mety ho olana fotsiny dia manjary ho ratsy fijery gasy ny vazaha. Aty aminay mantsy izao mbola tsara réputation ny gasy. Ka raha sendra sanatria misy tahaka an'io dia tonga amin'ilay hoe ny kary no manao ny ataony dia ny saka no voatapa-drambo... na koa hoe olona iray no nangalatra akoho dia alasora iray vohitra no ratsy laza.

13. papounette ( 19/09/2012 10:57)
Hatramin'zay, ny vazaha de ratsy fijery ny gasy , ny mainty hoditra @ ankapobeny fa anjarantsika gasy tsirairay no miaro sy mijoro @ mahagasy azy. Hitako sy miantraika @ko @ andavan'andro. Fa mijoro aho e, tsy manaiky ambaniana,batibatina, asehoko fa gasy aho ary mirehareha @ mahagasy ahy.
Momba an'le mpanolana any Mons, misy ohabolana malagasy hoe: saonjo ray loha saha io tsy ilaozan'zay mamarara...Misy vazaha de tena mahavita manokondresaka sy hivanivany hoe aona toa gasy le mpanolona malaza any Mons.
Ny olana hitako de ny ankamaroany gasy tsy mamaly, na miteny eee, atao ahoana moa...afabaraka...etc Ny ahy de valiko raha gasy de maninn, tsy misy idirako ny @zany, olombelona tahaka ny rehetra ny gasy, misy ny tsara misy ny ratsy. De zay.
http://www.lavenir.net/article/detail.aspx?articleid=DMF20120909_00202604




14. papounette ( 19/09/2012 11:08)
Ary marina hoe aleo handeha ny "enquétes" satria vazaha vavy reo misy gaigy de gaigy e. Misy miallumée bandy zany ho ry zareo, de misy moa ny solafaka, de raha tsy manaiky manao ze tiany hatao hono de lazainy hoe niviol an'azy....
Wait and see
Bon apm daholo e
15. cbd ( 19/09/2012 12:43)
http://www.rtl.be/info/votreregion/hainaut/905704/mons-aina-randrianarison-en-aveux-de-plusieurs-viols?bcsi_scan_992089a424b9f4bc=ewuXLc5tlWFAJTF/ZbN/Sl+Cr/UHAAAA6qHlDw==


Mons: Aina Randrianarison en aveux de trois viols
Un Malgache âgé de 25 ans, Aina Randrianarison, a été placé dimanche sous mandat d'arrét à Mons par le juge d'instruction. L'homme est en aveux de trois viols et suspecté de trois autres.
16. lagoon ( 31/03/2013 16:34)
Ary ny vazaha mipetaka ny zazavavy gasy ve tsy mampaninona anareo??
17. sahia ( 23/05/2014 06:52)
eny woa ry lagoon, ny sipakely aty dago PETAHANDRY ZALAHY touriste FOTSINY, indrindra moa fa ireny mbola zaza eo amin'ny 12ans noho miakatra, ohatran'ny tsy asian-ireto vahiny valera mints isika an
lagoon:

Ary ny vazaha mipetaka ny zazavavy gasy ve tsy mampaninona anareo??

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2855