madagasikara vaovao

1. ledala ( 14/09/2012 19:34)
mba tsy aritra

Misaotra manokana ireo mpiasam-panjakana, ao amin'izy ireo tokoa ny finiavana hanatsara ny tontolo misy eto Madagasikara: fikaonan-doha mba ho fanavaozana ifotony ny asam-panjakana eto amin'ny firenena.Inona no asa takian'ny vanim-potoana misy ankehitriny sy andrasan'ny vahoaka aminy ka manaja ny tena maha-malagasy? inona kosa ary no tambiny mifanaraka amin'izay?
Izany no andrasana amin'ny sehatra rehetra misy eto amitsika toy: ny fahasalamana, ny fampianarana, ny fandriam-pahalemana, .....sns.Izany no atambatra dia mba hananganana Madagasikara vaovao mba ho an'ny taranaka any aoriana. Zay voa hoe rafitra inona ary no mety atratrarana ireo tanjona ireo, ary farany iza avy no olona afaka manatanteraka izany? ....hiadana sy ho finaritra, e sambatra tokoa izahay....!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126