fomba fi-intsaller-na système d'exploitation amin'ny usb

1. heirzo ( 08/08/2012 11:05)
Sao mba misy manana logiciel ahafahana mi-installer système amin'ny usb ato azafady ?
Dia misaotra mialoha !
2. hery ( 18/08/2012 10:18)
Syteme inona no tianao ho installer-na avy amin'ny USB

Ny systeme linux aloha no tena hitako tsotra indrindra (ubuntu na debian). Ny ubuntu dia hita ao amin'ny http://doc.ubuntu-fr.org/live_usb ny fanazavana azy.

Ny windows koa toa misy ny windows 7 (ohatra http://www.clubic.com/article-294126-1-comment-installer-windows-partir-cle-usb.html ) fa mbola tsy nahavita aho
3. syl20michel ( 15/11/2012 03:31)
Manahoana,

Izaho mahay manao "installation OS" amin'ny "USB" tsy mifidy "OS" na inona na inona, tsy voatery hoe "CD/DVD-Live" akory vao afaka atao "installation" fa na "OS" tsotra aza dia mety.
Raha liana te hiresaka amiko ianao dia afaka manoratra ato amin'ity adiresy ity r.syl20michel@gmail.com

Mankasitraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5788