Denver, New York

1. andry_gasy ( 19/07/2012 20:21)
Slm daol,
So mba misy gasy mipetraka Denver sy New York kay ato am serasera fa handalo kely any ka mba mila namana gasy.
Misaotra mialoa.

novalian'i perla ny 18/09/2012 10:39
2. hery ( 20/07/2012 06:36)
Misy fitadiavana ao amin'ny http://namana.serasera.org

Ireto ohatra misy sasany hitako tao avy any New York

raitra http://namana.serasera.org/namana/profile/show/raitra
grace4u http://namana.serasera.org/namana/profile/show/grace4u
dowan http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dowan
dina http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dina
...
3. andry_gasy ( 20/07/2012 09:21)
Merci am fanampina Hery a. Tena vaovao eto amty serasera ty mantsy za io ka mbola tsy mahita ny atsimo sy avaratra :)
Mirary soa e.

hery:

Misy fitadiavana ao amin'ny http://namana.serasera.org

Ireto ohatra misy sasany hitako tao avy any New York

raitra http://namana.serasera.org/namana/profile/show/raitra
grace4u http://namana.serasera.org/namana/profile/show/grace4u
dowan http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dowan
dina http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dina
...
4. perla ( 18/09/2012 10:39)
Manararaotra ihany aho Hery a!!!!
Izahay kounkou andeha Italie, précisément ao Bari ny fin novembre izao dé mila mahalala olona afaka hanoro hevitra anay, cf mila fanampiana forum androany
Merci d'avance

hery:

Misy fitadiavana ao amin'ny http://namana.serasera.org

Ireto ohatra misy sasany hitako tao avy any New York

raitra http://namana.serasera.org/namana/profile/show/raitra
grace4u http://namana.serasera.org/namana/profile/show/grace4u
dowan http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dowan
dina http://namana.serasera.org/namana/profile/show/dina
...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1946