resa-nono

1. tambawaks ( 17/07/2012 11:31)
ô ry zareo a
misy fomba hafa ve, ankoatra ny chirurgie esthet, azo anangezana no2?
2. ziva6 ( 17/07/2012 22:32)

tambawaks:

ô ry zareo a
misy fomba hafa ve, ankoatra ny chirurgie esthet, azo anangezana no2?

ny fomba hafa d tsy misy hafa tsy ny lalaovina!!!!
3. hery ( 19/07/2012 09:14)

ziva6:

ny fomba hafa d tsy misy hafa tsy ny lalaovina!!!!


Tsy voaporofo ara-tsiansa io :-)


4. vale ( 21/07/2012 23:30)
Misy exercice izay mahabebe tratra, efa nandramako fa tena efficace, ny indro kely toa sarotra ny hanazava azy raha tsy miaraka amin'ny sary, izany hoe akambano eo ampovoan'ny tratranao ny tananao roa dia mitazona ballon kely miaraka amin'izay, dia avy eo atsangano ambony indray ny tanana roa dia ampidino eo afovoany tratranao indray ary fihino eo afovoan'ny felatanana roa ilay ballon, averimbereno io mouvement io fa araka ny hahavitanao betsaka no hampitombo, na koa hampisy volume ny nononao.
5. tambawaks ( 13/08/2012 05:24)
Merci Vale.
Fa mis ts azoko kely: le tanana miaka-midina ve tsy misy idirany @ nono mihitsy fa eo afovoan'ny tratra, zany hoe eo anelanelan'ny nono?
6. ratanty ( 21/08/2012 10:34)
Za ry zareo ny mifanohitra @zany no tadiaviko an! lehibe loatra de mila akelezina de toroy hevitra fa mandreraka be leizy sady manaratsy bika; de mety hisy vokadratsiny eo @fahasalamana ve? (cancer du seins) misaotra mialoh ho an'izay hamaly.
7. Tahiry ( 23/08/2012 06:22)
Mino ah fa tsisy ifandraisany @ fahasalama ilay izy ka. Efa toe-batanao tsinona. Ny manakely azy indray, dia tsy haiko satria mety hitarozaka ilay izy raha mihena.
8. hery ( 23/08/2012 09:18)
ratanty> Fa dia ngeza manao ahoana koa izy izao no hahena e? :-)

Tokony tsy hisy fifandraisany amin'ny cancer ny nono ngeza raha ny fahalalako azy, raha tsy hoe nasiana prothèse. Mila tatazana tsara fotsiny.
9. vale ( 08/09/2012 14:38)
tambawaks> azafady raha somary ela vao mamaly, ié akambana eo ampovoan'ny tratra, ny tanana, ary izy rehefa atsangana iny atao manao V any @ lanitra, dia izy eo ampovoan'ny tratra iny indray atao ohatry ny mitehaka, na ohatry ny mivavaka (fomba katôlika ireny). Tsy voatery hampiasa ilay ballon fa na tsy misy aza dia mety ihany.
10. tambawaks ( 11/09/2012 07:12)
merci Vale
fa hono hoah, refa miakatra zany ny tanana dé ny kiho anakiroa no ampiakarina, fa ny fela-tanana mbola mijanona eo afovoan'ny tratra fôna? Izay ve no tianao ho tenenina @ lé hoe manao V any ambony?
Merci
11. hadji ( 11/09/2012 15:37)
tsotra e asaivo safoin dramose tsara alohan'ny tena izy e ataovy matetika ra tsy hainy dia maka hevitra eto fa misy mamaly ianareo 2
12. dadabe ( 20/09/2012 02:31)
andeaha mba hanao an io exercise io koa aho mba ho ngoza ny nonoko leuleu
13. lalariss ( 20/09/2012 08:05)
ny ahy ndray sady kely no malemimely b fa tsy mb mafy2 ,tena alako mitsy de manao ireny soutien eponge reny fona; inona no atao mb o las mafy2 le izy ?
14. hadji ( 20/09/2012 16:04)
antsoy za anaovako azy mafimafy e
15. hadji ( 20/09/2012 16:05)
o ry dadabe angaha ny an ialahy ny nono no alehibeazina fa tsy ny akondro e
16. cyril ( 26/09/2012 00:59)
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s4939d73a2c855
17. Ratoa ( 29/10/2012 22:56)
"déplier-na ny kiho" miakatra daholo ny tanana rehetra saingy ny felan-tanana roa no tsy misaraka fa vao maika aza terena mafy.
Ny mitoto vary na ravitoto sns amin'ny laona lehibe koa maha be tratra ary maha "ferme" azy tsara.
18. vale ( 04/11/2012 13:14)
tambawaks> non tsy akambana eo afovoany intsony ny fela-tanana, fa atsotra miakatra manao V ny bras anankiroa akia a, mazotoa an!!!
19. vale ( 04/11/2012 13:15)

lalariss:

ny ahy ndray sady kely no malemimely b fa tsy mb mafy2 ,tena alako mitsy de manao ireny soutien eponge reny fona; inona no atao mb o las mafy2 le izy ?

Io exercice nolazaiko io akia ataovy fa mampisy volume nono io hoà, hihihi ;)
20. mauricette ( 07/08/2013 02:37)
Ary ahoana indray ry reto le we creme mampienjana nono izany ??
Ny ahy koa mantsy apres an'ny zah nampinono de lasa sady kely no mirotsaka ny nonoko de kivy be zah mijery azy,de mb tiako karakaraina,de nisy fotoana koa zah nahita t@ tele le we
esthetique de beaute mahay nanamboatra le nono mirotsaka ireny sa ahoana ny daholo ny momba izany?? Efa hitako t@ net le exercice io de efa nanao zah fa ts naharitra ela .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5916