vaovao tapatapany

1. ledala ( 13/06/2012 19:30)
-toe-karena: voalaza fa hanomboka atsy ho atsy ny fitrandrahana ny solika malagasy ao Tsimiroro

-Politika: hisy fihaonana eo amin'ingahy Prezida teo aloha Ato Marc Ravalomanana sy ny filohan'ny tetezamita Ato Andry Rajoelina, nohamafisin Atoa Pierrot Rajaonarivelo, minisitry ny raharaham-bahiny izany, ka ao aorinan'ny fety no anaovana azy

-Fiaraha-monina: nalaza tato ho ato ny resaka "Club Satanique",voalaza fa ny sekoly tany amin'ny faritra atsimotsimo tany no nisy voakasika.Efa manao hetsika ny mpitandro ny filaminana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1982