You are here: home > Forum

Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy
Valiny : 2
Blackeagle - 14/04/2012 12:44
alama daholo,

Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba lazao ahy hoe aotrinina ny karama mensuel omen`ireo an`ny Gasy, kanefa izy ireo dia mahazo karama havo be, na dia tsy manana diploma aza, noho izay maha vazaha azy fotsiny. Marina ve izo lazaiko izao sa tsy marina?
Noho izay, betsaka izy ireo milamina sy mihaina eto @ `ny tanin-tsika eto, en lartie izeny satria itsika Malagasy koa diso mi se laisser faire loatra.

Raha mba vitan`io difference de salaire io moa ila olona fa mbola misy koa sasantsany @ireo vazaha ireo diso manambony tena ary loza ara, fa mbola manalika Gasy koa. Jerevo fotsiny ny fangalana visa etsy @ ambassade etsy io e...fa dia aotran`ireny kosoa ireny ny gasy anaovany azy. Eo encore, misy olona eto hiteny hoe normal io. Bon, iny moa samy manana ny fijeriny, ga ny ahy kosa, dia ataoko hoe.AZA MANAIKY HO ATAON`IREO FRANTSAY ireo isika eto gasikara eto fa Gasikara anie...NOSY-TSIKA!! Marina fa hoe mafy ady isika, fa tsy izany akorony no tokony hileladelahina @ireo vazaha vizana tsy mahazaka fihainanan any Eoropa ireo, dia mba eto no miseo hoe mba ambony hono nefa fatin`olona SDF ary no sady Bac na bac+1 ny diplome!! Angamba 5 na 8% no Frantsay hoe tena manana ny maha izy azy eto dago eto, fa sisan`izay dia valaka daholo!!

Ny anhy aloa dia tsy manaiky ahy fa na eny an dala na aza, rehefa misy vazaha miseo milay manao be loha manambany gasy ireny, tonga ny ahy dia hanaovako "Compliments" @ tanana (fantatrao angamba no tiako ambara , sa...?). Rehefa tsy izay, dia tonga dia teneno mihitsy face a face fa aza mifezaka izany. Tonga manaova aotran`nhy hoe 'espece de conard', na 'couillon', ary raha miseo miteny eo, valio hoe 'la Frantsa sy ny frantsay, paopiko avy ato ariana' (traduisiavo @ teny vazaha io fa tena maneno tsara mihitsy).

Par contre kosa, raha manaja anao ilay olona, aza atao an`izany fa manjary tsy mety. NY ahy izany, ity ny politique-ko. SAMY MIFANAJA na SAMY MIFANALIKA!! voila!! ary koa aza adino fa Tsisy mahamenatra an`izany maha Malagasy izany tompoko!!! Tsy hoe vazaha ireo dia ambony fa ireo aza dia olona maivana tsisy aotran`ireo
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 18/05/2012 11:50
ekena bainina a, tohanako 100 %
Valio | Miverina eny ambony
Tibao - 01/06/2012 22:28
Raha izaho manokana ireo frantsay somary "arrogant" ireo tsy asiko sira mihitsy, na dia miseho be vola aza.

Satria koa anie firany fotsiny ianao any amin'ny taniny any na dia voasazin-dalána aza ny fanavakavahana ara-dokombolonkoditra.

Mikasika ny ambasady indray, dia raha tsy mitodi-damosina amin-dafrantsa isika malagasy dia ho alikalikainy mandrakariva isika. Tsy eto amintsika irery no misy an'izany fa eraky ny zanatany frantsay taloha (Senegaly, Mali, Côte d'Ivoire...).

Isika ihany koa mbola milelaka azy amin'ny fomba ofisialy satria nataontsika ho teny ofisialy ny teniny, ka noho izany izy tsy hivaky loha ny hianatra ny tenintsika mihitsy ; kanefa amin-jareo anisan'ny mari-panajana ary "volonté d'intégration" izany hoe mianatra ny teny ary ny firokin'ny tany ipetrahana izany. Ka noho ny isan'ireo frantsay miteny malagasy tahaka ny malagasy, heveriko fa tsy manaja ny taniko ny ankamaroan'ireo frantsay miaina any madagasikara, ary noho izany tsy raharahiko mihitsy.

Na dia miseho manankarena aza izy ireo, dia mba mendrika ihany ny tena fa asa milefitra.
Valio | Miverina eny ambony