Vehivavy ho filohan'i Madagasikara

1. hery ( 26/02/2012 17:06)
Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy?

Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?
novalian'i manoasoa ny 25/09/2012 10:47
2. m.i.s.a ( 26/02/2012 20:13)
Naika Eliane ohatra?
3. dadabe ( 27/02/2012 16:04)
Mirananirina eto @ serasera kle...mpanao politika milay be iny a
4. mirananirina ( 27/02/2012 16:10)
dadabe!!lol za tsy manam-bola hanaovako "meeting"
5. LazaDaddy ( 29/02/2012 02:35)
hery:

Mbola tsy vonona ny ho filohan'i Madagasikara ve ny vehivavy?
Iza ohatra no eritreretinareo efa mety hahavita an'izany andraikitra be izany?
Io ve dia tsy ho vitan'i andrywui e?
6. mirananirina ( 10/03/2012 09:17)
Zay maka an i Noue!lasa aiza ary izy zay,ilazao aho izay mahita azy รด
7. sipagasy ( 10/03/2012 17:50)
iza tokoa ny vehivavy mpanao politika malagasy afaka ny hitondra?? ny hany haiko @mpanao politika vehivavy mantsy dia i tompokovavy Nadine ihany aloha hatreto.
8. bichette ( 20/04/2012 10:26)
toa tsy mahafinaritra ilay connu koh ! tsy libre tsony !
9. twing ( 29/04/2012 07:36)
tsy mbola zakan ny vehivavy zany toerana zany ka
10. kotobelouh ( 17/05/2012 07:26)
Betsaka ao fa na izy varian misera, na variana mitady vady na koa mitaiza!
twing:

tsy mbola zakan ny vehivavy zany toerana zany ka
11. ledala ( 20/07/2012 20:53)
hummm, misy manao propagandy sahady an.......
12. manoasoa ( 25/09/2012 10:47)
Izaho mazaka.Vonona ny vehivavy ka!jereo amin'ny ao an-tokoatrano fotsiny e!

Io zany rehefa olona mahay manao intersection entre:
Economie,Culture,Environemment,Social dia izay no lafatra na lahy na vavy.Sady tsy misy soratra ihany koa anie ao lehilahy ihany e!

Anisany mahavoa ireo olona mpanao politika io tsy fahaizana mandalanjalanja ireo 4 ireo.Mety hazava ve sa mila fanazavana fanampiny.

vehivay mantsy ny tena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591