fanontaniana

1. manjakely66 ( 15/01/2012 17:14)
manahona daholo nareo ato
efa roa volana izao no niandrasako valiny @ fanolona permis de mintaintaina aho
fa te hitondra fiarakodia mafy ny tenako miasa mantsy de tena ilaiko mihitsy ny mamily fiarakodia satria lavitra ny toerampiasana aho no mipetraka
mba omeo hevitra raha misy aminareo nanolo permis
2. mirananirina ( 16/01/2012 09:56)
azoko fantaraina ve hoe aiza no misy anao azfd,fa io arakaraka ny firenena
3. manjakely66 ( 19/01/2012 15:44)

mirananirina:

azoko fantaraina ve hoe aiza no misy anao azfd,fa io arakaraka ny firenena

aty france province de perpignan
4. manjakely66 ( 19/01/2012 15:45)
france perpignan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343