acmil

1. sitlo ( 17/12/2011 23:17)
Saika hanontany kely aho.

1- Aiza avy kay no misy academie militaire eto Madagasikara?
2- Dia ahoana sy ahoana no fomba fidirana mianatra ao?
3- Misy fanabeazana ankizy madinika ve sa efa lehibe daholo vao maazo miditra?
4- Tsy maintsy manao miaramila ve rehefa mivoaka ao?
5- Mety "summer school" fotsiny ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2009