Re: Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy

1. VVSihany ( 20/11/2011 13:34)
Allo camarade,
Voalohany aloha, tiako mariana fa somary extreme amiko ilay fombafombanao, kanefa naha izany aza, dia misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindra indrindra moa ireo frantsay eto amintsika. Misy tokoa izy ireo tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza tena tsy menatra manalika Malagasy mihitsy. Misy frantsay izay mipetraka ao Ambatobe ao fa tena malaza ao @io tanana io mihitsy hoe tsy tia gasy hono. Io vazaha io manana tany goavana be ao ary manana trano sy karazan`entana marobe koa. Kanefa, izy io, tsy tia gasy nefa mampiasa gasy no sady mipetraka eto Madagasikara!! Amiko manokana, inona no hipetrahanao eto rehefa tsy tia Gasy ianao ary inona koa no ampiasanao Gasy?? Mazava ho azy izany fa io vazaha io dia tonga eto exploiter Gasy fotsiny ka amiko manokana izany, tena hitako fa justifie tsara ilay fomba fanaovanao hoe 'aza mi se laiser faire' rehefa mifanatrika aminy fa ataovy enony hoe tsy an`azy anie ity Gasikara ity. Mety hoe betsaka ny Gasy eto @ forum hoe tsy tia ny fombanao, kanefa, amiko kosa, dia tsy mety izany hoe taninao ve ity dia enao Malagasy indray no andefitra no mbola sady ambaniana...sanatria.

Mikasika an`io ambassade de France io indray dia efa malaza manambany Afrikana mihitsy izy io, indrindra moa aty Afrique francophone aty. Nisy olona izay tsinina fantatro, efa 2 mois lasa izay moa....narary io olona ka nila traitement tany ivelany, dia mazava ho azy fa nila nangataka visa izy. kanjo ela dia ela vao nival ity visa ity satria nilain`ireo frantsay ireo vanona ilay olona ka tara be vao tafahala teto M/scar. Noho izay, dia efa grave be ilay aretina vao tonga tany izy, ary ilay traitement tsy dia nahomby intsony. Maty ilay rangahy noho izany ary namely kamboty.

Ny point-ko dia tsotra: Maninona moa olona efa marary izany mbola ampiandrasina? Fantatra io iolona io hoe tsy ho hanao clandestin any mihitsy (olona manana asa io olona io eto ary efa plus de 50 ans). Marina fa mety hoe somary 'extreme' ny action raisinao camarade @ soso-kevitra hoe ahaona no tokony havaovana an`ireo frantsay miseo manambany eto @tsika, fa izaho manokana, mahita fa rehefa tsy manao an`ny rariny ireo vazaha reraka ireo, dia aleo omena faisana any mihitsy fa tena indraindray diso trop loatra koa ny fanambanian`ny sasany @izy ireo Malagasy.


Ka samy tsika miheritreritra fa ny ahy aloha raha misy miseo minambany eo, ataoko tonga saina mihitsy ary voamaika ambaniako. Omaly hariva izao, tao @io score ankorondrano io, nisy frantsay vavy izay mirotoroto be ary mampiseo mihitsy hoe 'nareo gasy indray dia tsisy fotony fa olona mainty kely daholo'. Fa tena hitako izy iny hoe tady haka an`ilay entana farany teo, fa tsy menatra ahy ni doubler azy ka tonga dia nataoko izaho no nahazo an`ilay entana (fromage farany teo ila izy), any izy ka tsy hitany izay natao fa heveriny angamba hoe Gasy ity dia tsy mahavita manohitra an`aho.
T@ herinandro lasa teo koa, nisy fiaran`ny ambassade frantsay izay niseo milay...vazaha no mitondra...tsaika irotoroto hanao be loha fotsiny tetsy Alarobia tetsy fa tsy mahay mi-patienter aotran`ny olona rehetra fa angamba hoe mihevitra azy ho vazaha. Sady tsy mety mihemotra izy io fa ilay gasy no tadiaviny anao marche arriere. Izaho moa zara fa nihembotra @zay izy io fesona eo va tafavoaka. Sahy ahy satria ratsy ny fiarako ka aleo izy andona eo raha sahy fa ny an`azy no fesona eo. rehefa nifanitsy ny varavaranay, norarafako hoe 'pauvre con'' fa tsy sahy nanohitra, satria angamba izy irery no hitany koa ahy hoe olona sahy-sahy. Ambon`izany koa moa, izaho tsy hanao application-na visa ho any Frantsa ka inona moa no hifezahako azy?
NY mahavoa antsika gasy koa indraindray diso malefaka loatra sy tsy sahisahy, any ka araraotiny tsara. Misy orinasa izay, frantsay koa io orinasa io ary manao an`ireny publicite ireny izy io (ao antanimena ao). Ao koa, malaza mihitsy hoe manambaka gasy ry jareo @ lafony karama kanefa hono ny asa tena bobaka. Tsy vitan`izany koa fa ilay vazaha miasa ao mampifilafila @ karama hono raha tsy hoe matory miaraka @ny mpiasa ao @io orinasa io. Ka hitanareo @izany ny adin`ireo vazaha eto: mampikarama ambany kanefa izy mahazo tombony betsaka eto @ nosin-tsika....hiarahana mahita angmaba fa misy zavatra tsy rariny izao, na @ireo orinasa vazaha sasany eto, na @ ambassade, na koa @ ireo mpandraharaha vahiny sasany, na koa, amin`na orinasa frantsay lehibe izay tsy miraharaha an`ity Nosy ity fa faly maka profit fotsiny (hotels frantsay sasany ireny, orinasa petrolier mitrandraka petrole any Melaky ireny ka malaza hoe mandoto, manimba environnement sy manambaka Malagasy fotsiny (Jereo fotsiny amin`izao: http://www.gn.apc.org/network/news/say-no-totals-mining-plans-madagascar)).

Ka jerevo @ ireo fihetsika madinidinika tsy mihendrika ireo aloha ny resaka fa maro amin`areo angamba no mandio hoe rarany raha tezitra ireo afrikana any burkina faso sy cote d`ivoire ireny. rariny ihany koa raha betsaka izao ny gasy tsy tia hierika an`i la Frantsa intsony, ary efa misy koa gasy sasany aza tsy mandeha mianatra any intsony mihitsy, no sady miteny anglisy izy miverina eto. Misy koa ny sasany alaony any Malaisie no mitsabo tena na toerana hafa satria izy marina moa no hijaly hiandry fatin`na visa eto? Normal be mihitsy izany amiko satria iza koa moa no ampifilafilain`ireo Frantsay ireo ao @io ambassade ratsy sady mikorontana io? Jerevo ity izy aotran`ireny tranon-dopy ireny. Marina ny anao camarade fa mila mampiseo fitezerana mihitsy satria isika Malagasy ireto dia mitaraina fotsiny fa tsy mba manao action izany rehefa hoe vazaha ilay manao loha be!! Rehefa isika samy gasy nefa jerevo!!
Izany no ataoko hoe aoka izay ny fitarainana, fa hanaovy geste maherihery (tsy voatery hoe manompa azy enao na hoe voatery mamono), fa juste geste simple hoe aza manaiky ho ataony fotsiny dia efa ampy.











novalian'i coqauvin ny 03/12/2011 10:39
2. nomeja ( 20/11/2011 17:06)
mialahaba ny panolatra raniahy aroha dia areo ny vazoha tsihipetraka ela mada tsala hoany vazaha dia turista iany 3 volana falany fahaiela vazaha drerevo toliara ifaty anakao s.agostin dia vazaha iany topony hotely mety misy agaba aorina hanapy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3391