akom-peo

1. akom-peo ( 18/11/2011 19:43)
bonsoir! azafady mba hanotany za, mety azo solohina zavatra hafa ve le pseudo rehefa miditra manao karajia ?hoatra hoe asiana mot de pass, ny prombleme mantsy de izao misy mahafatra ny pseudo nao de avy de misy misadoka mampiasa azy, ka izay tompoko no mba ilaiko fanazavana de misaotra mialoha
2. bozycaline ( 18/11/2011 21:48)
[size=15]tsy enregistrer anga ny psedo nao?? afaka enregistrer -nao akompeo , efa tonga ao karajia enao ampenariko mi- enregistrer ny psedo-nao. Mafinaritra ny miady hevitra aminao ary tazomy ny maha izy azy anao
[/size]

:) :) :)
3. hery ( 19/11/2011 08:52)
Ato ny fanoroana momba ny solonanarana: http://karajia.org/momba-ny-solonanarana

Dia ato ny fanoroana hafa http://karajia.org/fanoroana
4. bozycaline ( 19/11/2011 12:00)
[size=15]tsy mazava ny fanazava momba ny fammpidirana psedo ao @ nireo ao ireo site ireo [/size]
5. akom-peo ( 29/11/2011 21:21)

bozycaline:

[size=15]tsy enregistrer anga ny psedo nao?? afaka enregistrer -nao akompeo , efa tonga ao karajia enao ampenariko mi- enregistrer ny psedo-nao. Mafinaritra ny miady hevitra aminao ary tazomy ny maha izy azy anao
[/size]

:) :) :)
bonsoir! voaray fa misaotra @ ny fanampiana e! makasitraka o
6. bozycaline ( 07/12/2011 16:27)
[size=15]Tsy misy fisaorana Akom-peo , fa izany no mahanamana e , ampesao tsara baiko botlives hihih
[/size]
:) ;) ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3909