You are here: home > Forum

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra :
Valiny : 7
angotiko - 04/05/2011 10:53
MOMBA NY FIVAVAHANA AMIN'i YONIKA
eny CARION izany ny fiangonana! rampitso alakamisy 05 mai 2011 amin'ny 1 ora tolakandro!
misy FIARA IRAISANA efa nalain'ny fianakaviana ka eny MAHAVOKY ECOLE CONDORSET ny fiaingana amin'ny 12 ora ataondro! 15 000 fmg na 3 000 ariary ny sarandalana! mandroso sy miverina
misaotra antsika rehetra
Valio | Miverina eny ambony
angotiko - 04/05/2011 10:54
FAMANGIANA NY FIANAKAVIAN' i YONIKA
ALAHADY amin'ny 3 ORA tolakandro eo amin'ny ECOLE PRIVE CONDORSET MAHAVOKY BESARETY ny fotoana! amin'ny 3ora tolakandro ny fotoana
misaotra antsika
Valio | Miverina eny ambony
naritsimba - 04/05/2011 12:18
Tohina tokoa ny fo raha nandre ny fahalasanan'ny namana Yonika.
betsaka ireo zavatra niarahana teo @ maha-mpinamana indrindra teo @ finoana.
Mankahery ny fianakaviana rehetra satria fandalovana ny eto an-tany. Ny olona mety mandao fa Andriamanitra tsy mba mandao.
Andriamanitry ny fiadanana homba antsika mandrakariva.


naritsimba
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 04/05/2011 12:26

naritsimba
Tohina tokoa ny fo raha nandre ny fahalasanan'ny namana Yonika.
betsaka ireo zavatra niarahana teo @ maha-mpinamana indrindra teo @ finoana.
Mankahery ny fianakaviana rehetra satria fandalovana ny eto an-tany. Ny olona mety mandao fa Andriamanitra tsy mba mandao.
Andriamanitry ny fiadanana homba antsika mandrakariva.


naritsimba


mampahery ny rehetra hatrany ary misaotra anareo any an-toerana à adidy ho efainareo
Valio | Miverina eny ambony
fahamarinana - 04/05/2011 12:40
Mankasitraka ireo izay hisolo tena any madagasikara! Misaotra e! Mahavita be ny adidy!
Valio | Miverina eny ambony
lovelyri - 04/05/2011 16:20
aiza ho aiza mo zany ecole privé condorcet zany ry reto mahavoky besarety?
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/05/2011 18:47
Andramo antsoina ity num ity raha sendra very 0331172558
Valio | Miverina eny ambony
Lily-Z - 10/05/2011 14:23
Oui, qui est si

http://s05.flagcounter.com/count/wofx/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=1/
http://2.s05.flagcounter.com/count/wofx/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=1/pageviews=0/labels=1
Valio | Miverina eny ambony