giravy be ilay vava e!

1. rijadolly ( 10/04/2011 17:40)


giravy be ilay vava e! tena tapaka ny tsinaiko marina, hihihihih!
novalian'i Josiah ny 15/04/2011 21:21
2. mmmhh ( 12/04/2011 13:50)
:( tsy mandeh ny ecouteur-ko

mba tantarao hoe inona no vavany ao e
3. Dan23 ( 14/04/2011 06:52)
otran tsy msokatra a
4. rijadolly ( 14/04/2011 10:35)

:( tsy mandeh ny ecouteur-ko
mba tantarao hoe inona no vavany ao e

sarotra tataraina fa raha miheno se dia ahazo fiany tsara...

otran tsy msokatra a

Mandeha io ka...youtube
5. sasaa ( 15/04/2011 13:24)
ahahahah
mafinaritra kosa kou!
merci rijadolly a
6. Josiah ( 15/04/2011 21:21)
Mahafinaritra e manina ny any antanana ny tenanay marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4571