éléphant sy parasy

1. rijadolly ( 01/04/2011 16:02)
inona ary ny maha samy hafa ny parasy sy éléphant, sarotra be fa somary misava lalana kely aho, tsy momba ny vatany, tsy momba ny sakafony, henoka tamin'ny radio izy io vao haingana...
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 17:27
2. rijadolly ( 05/04/2011 16:01)
Valiny :
ny éléphant misy parasy fa ny parasy tsy misy éléphant....

Mahita atao ny ankizy ankehitriny ka..
3. rijadolly ( 05/04/2011 16:10)
Nisy omby lasa kisoa teo amin' toerana iray, ary ilay bozaka lasa rano, lasa inona ary ilay olona teo?
4. Miharena ( 05/04/2011 16:19)
lasam-borona
5. rijadolly ( 06/04/2011 01:24)
ie misy fahamarinany ihany koa izay an' Miharena izay...
6. mmmhh ( 12/04/2011 13:49)

rijadolly:

ie misy fahamarinany ihany koa izay an' Miharena izay...


misy fahamarinany fa mbola tsy tena marina izany?
7. Dan23 ( 14/04/2011 06:51)
fa nga tsy oe lasa nody,hihihihiih
8. rijadolly ( 15/07/2011 17:27)
Lasa saina ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829