Izao no antony tsy hitiavako ny fivavahana.Mamao-fady ny FPVM.Ny ankizy akoa tsy hijery!!!

41. nameno ( 14/01/2011 03:55)
Lava be ilay adi-hevitra ;hatrany ambadika rehetra any dia ahitana ity resaka FPVM ity,ho anao izay milaza fa cinema daholo ireny rehetra ireny(video)dia ity misy resaka nifanaovanay t@ i Rina Rakotomanga izay milaza fa mpivavaka mafana fo tao @ io Fiangonan'i satana io:" ka izany hoe te hifidy ny lohany nefa matahotra ny masony!

Ka dia tena ny miafina rehetra anie no tantarain'ireny devoly ireny e! lazaiko anareo fa ireo mpiandry teo anoloandRija ka nanao zavatra mahamenatra tany @ takotakona tany, dia novakiany bantsilana teo! henatra sy fibebahana no natao! Izay no lazaiko hoe mba sitrako mihitsy raha mba misy sahy mijoro eo anoloan'ireny herin'ny maizina ireny ianareo mpanenjika fiangonana ireo dia hohitantsika eo hoe tena ma manao ny marina tokoa ve ianareo!!!!Andao atao hoe any @ fiangonaa hafa fa tsy ao Taninanandrano fa toerana ahafahan'ny mpiandry miasa @ ireny olona fatoran'ny fanahy ratsy ireny!!!! lol!!"

Zany hoe tena nisy Mpiandry zany tao,dia aleo atao hoe mpiandry taninanandrano zany e
42. nameno ( 14/01/2011 03:55)

43. diloo ( 30/01/2011 10:30)
Miarahaba an'i nameno

raha mba misy sahy mijoro eo anoloan'ireny herin'ny maizina ireny ianareo mpanenjika fiangonana ireo dia hohitantsika eo hoe tena ma manao ny marina tokoa ve ianareo!!!!

Fangaha moa voatery mijoro sy miondrika sy milelaka ny herin'ny maizina, tahakan'ireo hebreo tao @'ny tany maina, niandry ny fiverenan'ny mpamonany Mosesy fony izy teny @'ny tendrombohitra Sinaï.
Izany hoe, ny tianao ambara, aleo manome voninahitra an'i satana toa izao fomba ny FPVM aloha, hanamarihana sy hanomezana asa ireo mpiandry bizarre ireo, izay vao hoe: Tompo! Tompo! Ntsss.
Henoy tsara ilay vidaka fa na ny akoho aza tsy nasahy naneno, fa kosa ny alika no nivovoha nanamarika ny fandresen'ny devoly manoloana ireo mpiandry sy ireo mpanompony mpanaraka azy tao.
Asakakareo mpijoro ho vavolombelon'i satana.
Ny fijoroana ho vavolombelon'i Jesoa Kristy ihany no katsahina sy ampy ho famonjena ny fahotantsika olombelona . Izy nandatsaka ny Ràny noho ny fitiavany antsika mba ho mendrika eo hanatrehan'ny Tompo Avo.
Raha mahatoky an'Andriamanitra isaka sy manaraka ny Didiny, dia omeny fahasoavana.
Setreny, dia tsy ilaina ny fanomezam-boninahitra an'i satana toa ny fomba ny mpiandry sy ny ondry maizina ny FPVM izay naseo.
Tsy manana ny marina aho, fa mpanota sy malemy ary ankiniko @'i Kristy ny famonjena ahy ho voninahiny irery ihany.
Anjaranao no mifidy: anaraka an'i Jesoa Kristy irery ihany sa hanompo an'i satana hiondrika sy hilelaka azy.
44. nameno ( 30/01/2011 19:48)
diloo:

Tenin'i Riana Rakotomanga no naveriko an!! sao tsy azonao le izy,dia nanamafy fotsiny aho hoe tena nisy mpiandry nanatrika zany ilay zavatra niseho fa tsy cinema
Ary ny hoe Jesosy Kristy ve no arahina sns araky ny lazainao eo ambony dia tsotra ny teniko:maro @ zao andro hiainatsika zao no milaza mivavaka sy mino an'Atra,fa saingy kosa ny fomba fanantaterahana azy no samy hafa,mino koa aho fa ny fitsaran'Atra antsika tsirairay avy dia mbola samy hafa,kanefa raha izaho manokana dia tena aleoko tsy miditra ampiangonana toy izay sahy mametaveta ny anaran'Atra toy ireo ao @ taninanandrano,ny tranon'Atra izany amiko dia toerana masina fa tsy fampisehoana fahavetavetana toy ireny.T@ andron'i Jesosy Kristy aza dia tsy nekeny mihintsy ary noravany ny mpivarotra tao ampiangonana,ka vao maika ve fahavetavetana toy ireny dia mbola sahy mijoro manamari-tena ihany ny mpivavaka ao fa mety ny taony?Rariny loatra angamba raha tena mitsara ny olona zay mahita ilay video satria dia tena fanaovana tsinotsinona ny Mpahary antsika sy izao tontolo izao ilay zava-misy.
Ahoana moa no tsy hivovo ny alika ka olona mikorontana sy mitabataba no henony eo?Sa sahy hilaza indray ianao hoe feno devoly ilay alika??
Mamerina izay voalazanao aho fa izao:izaho anie tsy mpomba ny FPVM e??? tena mankahala raha zay no tsy azonao.Tenin'i Riana hoy aho io naveriko eo ambony io fa tsy ahy
45. diloo ( 30/01/2011 23:23)
Misaotranao Nameno fa mazava ny fanitsinao.Koa ialako tsiny.
Jesosy Kristy , Ilay marina maty hamonjy
ny tsy marina.
Mirary soa avy amin'ny Tompo Avo.
Diloo
46. AndriambyII ( 31/01/2011 12:52)
>>>>Nameno >>>>>> maro @ zao andro hiainatsika zao no milaza mivavaka sy mino an'Atra,fa saingy kosa ny fomba fanantaterahana azy no samy hafa,mino koa aho fa ny fitsaran'Atra antsika tsirairay avy dia mbola samy hafa,kanefa raha izaho manokana dia tena aleoko tsy miditra ampiangonana toy izay sahy mametaveta ny anaran'Atra toy ireo ao @ taninanandrano,ny tranon'Atra izany amiko dia toerana masina fa tsy fampisehoana fahavetavetana toy ireny."
47. AndriambyII ( 31/01/2011 14:29)

Marina dia marina ny fijerinao nameno ,nefa indro kely , efa betsaka ny tratra sy voafonja @ fanaovana incursion sy ingerence ity @ lafiny rehetra , eny fa na dia ny fivavahana aza dia ahitana izany amin' izao fotoana izao , indrisy mantsy ry tapa-tsôsisy ,fa efa mihamaro tokoa ny olona tapidàlan-kaleha ka manaonao foana . Ohatra iray izay ho lazaiko aminareo eto ity ary @ izao fotoana anoratako izao dia mbola mitohy izany .
Misy fiangonana protestanta iray nankatoavin' ny EMU ,efa ho 70 taona manjinitra hatr@ izay niforonany .
Taloha dia niara- nivavaka tao daholo ny loteriana sy ny kalvinista sy izay rehetra mety ho manana fironana finoana protestanta .Ary nisy sy mbola misy protestanta malagasy maro manana ny pasiterany manokana koa mivavaka ao @ io fiangonana io hatr@ izao .
Taty aoriana anefa dia nisaraka tanteraka ireo mpiangona tao noho ity resaka mercenariat religionnaire ity ,izay nataon' ireo tsy Xana akory tonga mpitantana ny raharaham-piangonana rehetra ireo tao . Noho ny fanaovan'izy ireo bizna ambadika dia nanjary nisy hatr@- izany hoe "silamo" lasa pasitera tampoka izany ,lasa mpiandraikitra mpitarika fotoam-pivavahana ao isak' alahady mandrak'ity ny androany .( inconcevable , sa ahoana hoy ianareo ? ) .Rehefa nanao famotorana lalindalina akaiky ny namana dia nahafantatra koa fa mpanolon-tsaina manokana ny filoham-pirenena ihany koa ity pasitera sandoka ity .( Vao maika inadmissible ,sa tsy izany ? ) . Hatr@ nanombohany nitory teny tao @ io fiangonana io dia maro tsy azo fintinina ny loza nitranga t@ ireo mpiangona tao @ io fiangonana io ,ary anisan' izany ny malagasy vitsivitsy izay maty tsy fanta-pototra , ary tao koa ny very tsy hita faty .
Raha ampitahaina @ ity raharahan' ny FPVM ity io raharaha io , dia misy hitovizany tokoa raha mandinika isika . Tsy kely làlana ireo ratsy fanahy hahazoana tombontsoa manokana manoloana ny hamafisan' ny fiainana ankehitriny. Ra diloo ! tsy hoe mandiso be fahatany , na tsy manamarina ny hevitra izay miseho eto aho ! Fa @ maha mpanabe ahy , dia tsy maintsy adidin' ny tsi11 hoy aho anankampoko , ny manoro ny làlana tokony halehan' ny zaza eto @ ity fiainana ity .Vao niseho t@ Midi Mada androany , fa nigadra enim-bolana ireo nivarotra ny CD ny film natao tao @ io FPVM io . Nisy antony matoa tonga hatrany ny fandehan-javatra.
Nameno>>> Ento ambavaka ny fitsaranao ny zavatra mitranga eo @ fiainanao , indrindra manoloana ny institution goavana tahaka ny protesantisme sy ny catholicisme , ary ny hafa koa ."Ny lalako araho , minoa ny hamasinàn' ny fanahin' ny Ray tsy toa ,dia hahita ny fanjakan' ny lanitra ianao " Chapitre dans un verset biblique .

48. bacouli ( 09/02/2011 15:59)
Fitaovana entindry hat vendrana hanaratsiana ny fiangonana protestant no ao ambadika ,dia avy eo ry zareo mody manao famotorana hoe inona ireny manala baraka ireny ;

Récuperation politique ny ady eo !

Efa asehon'Andriamanitra ange fa misy ny devoly mahery vaika eto Mcar dia ry hat ,ohatra ry zareo mody manao hoe tratra ny bois de rose tary fa izy daolo ny ao ambadika ,tena ho deraina hoe miasa ny devoly fa te hahazo reconnaissance ,vidiny daolo na deputé européen ,hataony ny referundum tsisy mpanontany ,vidiny simao,inona no tsy efa nataony fa tsy mety mandresy ny devoliny !
49. ainania19 ( 04/02/2018 16:26)
Tsy kivy,tsy ketraka
Ekena fa mafy nefa tsy reraka.
Jesosy no miady fa izahay dia mangina.
Ny sedra rehetra natao iafiana.
Raha tsy misy manenjika ianao
Mieritrereta dieny izao
Fa vaoalazan'ny baiboly.
Ny fanahy anatinao mbola matory.
Raha mpanenjika ianao
Aratsiana rehefa tsy tianao
Ny marina ve no aratsiana
Ny valin' io de fahoriana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1402