izy roa

1. 3188 ( 22/10/2010 15:13)
nohentin'ity bandy tao an-trano hono ny sipa .ka tao @ efitranon'ilay bandy no niseo ny tantara,ny dadan'ilay bandy mihaino ny resak'izy roa ao ambadikin'ny varavarana : hoy lay sipa===== dia nanoroka ilay bandy. nanoroka ilay bandy. nanoroka ihany izy.tsy naharitra intsony i dada ka nihiditra ka hoy izy hoe
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 09:11
2. nannie ( 23/10/2010 06:37)
... hoy izy hoe... ?
3188:

nohentin'ity bandy tao an-trano hono ny sipa .ka tao @ efitranon'ilay bandy no niseo ny tantara,ny dadan'ilay bandy mihaino ny resak'izy roa ao ambadikin'ny varavarana : hoy lay sipa===== dia nanoroka ilay bandy. nanoroka ilay bandy. nanoroka ihany izy.tsy naharitra intsony i dada ka nihiditra ka hoy izy hoe
3. sylvaine ( 26/10/2010 07:05)
tsisy tohiny sa iza manoh azy lol
4. anja91 ( 24/11/2011 09:11)
nenao kou zay mandea reetra tsy misy tohiny daolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2296