MISY FANOTANIANA KELY ITY HERY A

1. andrywui ( 19/10/2010 15:36)
Asa na azo valianao eto izy ty tonton na tsia fa de alefako eto iany alou mba ho itan'ny olona !

hono hoa : " AMIN'IRENY CYBER IRENY VE RANGAHY RAHA MISY PC 20 ISA AO DIA MITOVY DAHOLO VE NY IP N'IREO SA SAMY HAFA ? zay fotsiny le fanotaniana fa de maniry mba tsy ho boraingona ny valiny e ! fa na "eny na tsia " fotsiny e !

... ohatra :mitovy ve (eny ) -tsy mitovy (tsia)mitovy aby ve zao ny IP n'ireo sa samy hafa ?


merci e
novalian'i ded.kitty ny 16/05/2012 11:32
2. jojo-bebe ( 20/10/2010 09:46)

Efa nandalo nianatra teny ilay zanak'i Sylla iny raha tsy diso aho.
3. andrywui ( 23/10/2010 20:17)
miavonavona ndray i tonton hery anotaniana an !

zay fona anie le mampifanolana antsika lahy rahery elah anotaniana lava tsy miteny io e ! otran'ny hoe vidina le nareo hikozy hon hon hon hon
4. nanjakely ( 16/11/2010 11:38)
ka ela ko vao ilazàna oe samiafab daoly ny iP reo de hanao ps vrakinyi be eo fetsy anez lety hery ei
5. ded.kitty ( 16/05/2012 11:32)
Ny routeur no mandika ny adiresy ny PC be dia be ao @ reseau nao ho adiresy iray nomen'ny orinasa telecom ny routeur nao. Raha fintinina dia izay no izy matetika.
Mila mianatra momba ny NAT (network address translation) sy TCP/IP (transmission control protocol / internet protocol) kely ny akama vao tena mazava io. Raha tena tia ho ex amin'io dia mangala certification Cisco manomboka @ CCNA tonga hatr@ CCIE (raha zakan'ny tsena, raha tsy izay ao foana Google sy Wikipedia). Tadidio fotsiny fa tsy Cisco irery no mpanamboatra réseau. Ny competition dry lerony Huawei avy any Chine. Ao koa Juniper sy F5 fa mbola tsy mitovy taranja @ ireo eran'ny tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5185