You are here: home > Forum

taloha sy ankehitriny

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : taloha sy ankehitriny
Valiny : 3
Lejoba - 30/08/2010 16:53
Taloha : fitiavana natoraly : lavitry ny maso, lavitry ny fo
Ankehitriny : fitiavana virtoaly : izay lavitry ny maso no akaikin'ny fo
Valio | Miverina eny ambony
nannie - 31/08/2010 06:36
Ka io toe-javatra io mihitsy ilay mahalatsaka ahy ankehitriny!
Lejoba
Taloha : fitiavana natoraly : lavitry ny maso, lavitry ny fo
Ankehitriny : fitiavana virtoaly : izay lavitry ny maso no akaikin'ny fo
Valio | Miverina eny ambony
naritsimba - 02/09/2010 12:19
dia anjaranareo no misafidy ko, na ilay Taloha na ilay ankehitriny, io ange fifampitokisana no tena zava-dehibe eh
Valio | Miverina eny ambony
foudre - 02/09/2010 13:18
Fitiavana daholo ihany ny anarany e!
mahaiza mitondra azy fotsiny mba tsy haràtra
Valio | Miverina eny ambony