aiza ny lehilahy

1. cartina ( 22/08/2010 19:27)
salama daholy ry namana serasera ,mba saika itady vady zao , mila lehilahy bogosy nadia tsimiasa fa tsimanino izikoa fa bogosy , satria zao koa ange belle fille lol
novalian'i walte ny 01/12/2010 11:40
2. soanja ( 20/09/2010 09:48)
Ary toa tsy nisy namaly ity antso iray ity. Dia tsy hisy bogosy ve ny iray amintsika namana ato???

Mahita anjara mavitrika sy manja tanteraka izany i Cartina. Misy io fa misitriko iroh.
3. tahtah ( 20/09/2010 15:48)
sambasamba mba vehivavy indray no mametraka antso
4. ngaila ( 22/09/2010 13:48)
fa angaha votery ho lelà fona kosa e
5. ledala ( 22/10/2010 22:53)
Ilay vady, loa misy e, ny lehilahy koa misy, fa eto amin'ilay hoe bogosy no olana: ahoana moe le oe bogosy( bogosy raha oarina amin' iza, inona avy ny fepetra hitsarana azy?)?.
6. Dan23 ( 25/10/2010 06:19)
d tsy manin ar v ra bôgôs aza le bandy fa banga????????????sad mamy manana ny bôgôsin kos nge ny tsirairay e,sa mandefa sary nganba no mety d eo enao maita oe ito no izy na tsia.kon eee
7. sylvaine ( 26/10/2010 06:39)
ka lé oul tsy amaly eto fa menatra,fa any aminy message-ny any zao an!!siouufff,feno
8. Dan23 ( 26/10/2010 06:42)
zay ko lo e,fa na izan aza ko,nga mo isy anebaka nizaniza eo fa le mba famaritan le Bôgôsn fotsn mba tiana avoakany ko.lol
9. walte ( 01/12/2010 11:40)
Salama eh! raha mitady bandy bôgôsy enao de mety mety aminao za, za tsy miteny we bôgôsy satri sarotra ny mitsara tena zany. ty ny adresse sy ny num ko:

nainainsp@yahoo.fr/nainaradria24@gmail.com
tél: +261310221527/+261332918998/+361341367356


ok de mazotoa enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5912