Mba ampio hoe za a!

1. Bhiou ( 19/08/2010 07:05)
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihintsy aho ary Manana faniriana ny anao asa sosialy any aoriana any
novalian'i herim ny 08/10/2010 06:16
2. sitlo ( 25/08/2010 18:09)
tena Ankatso ihany no fantatro aloha raha izaho
3. agoago ( 26/08/2010 11:56)
Eo Antanimena (ampitan'ny Gastro Pizza ) misy Ecole tsy tadidiko ny fiantsoana azy, asa tokoa moa ry zareo raha mbola ao fa efa nahavita batiment ireo. Mandoa vola ny fianarana ao.
4. bhiou ( 31/08/2010 11:55)
merci!!!! Otrn tsisy anzany tsuny ao fa tany a!
5. hery ( 31/08/2010 22:40)
Toa misy universités privés maromaro ihany ao Antananarivo ao. Ny niece-ko zao manao Agro nefa tsy eny Ankatso. Toa manana ny Aceem fa tsy haiko na misy sociologies. Manontania ihany dia mazotoa e.

Ary eny amin'ny Institut Catholique eny Ambatoroka? Efa nandalo nianatra teny ilay zanak'i Sylla iny raha tsy diso aho. Tsy haiko koa na misy sociologie
6. herim ( 08/10/2010 06:16)
manaôna enao!
efa nifindra any Mandrimena (Andoharonofotsy) ry masera (lé tao Antanimena io)
mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6857