Ramadan

1. maeva74 ( 11/08/2010 17:54)
Faly miarahaba ireo namana" Musulman" tratran'ny Ramadan e!! Ba betsaka daholo Salam aleykum! Ramadane moubarak

novalian'i tiavanafi ny 10/11/2012 16:36
2. voatsinapy ( 07/10/2011 12:33)
miarahaba anao ho tonga kristianina satria izany no lalam-pamonjena tokana handovanao ny lanitra
Sanatria manamavo ny finoanao fa kosa JESOSY KRISTY NO LALANA SY FAHAMARINANA ARY FIAINANA KA TSY MISY MANKANY AMIN'I RAY RAHA TSY AMIN'NY ALALANY
Mazotoa ary ry sakaiza
3. tiavanafi ( 10/11/2012 16:36)
fa toy izao no nitiavan'adriamanitra an'izao tontolo izao nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiaianana mandrakizay .
ao @ kristy ihany no misy ny famonjena sy ny famelankeloka rehetra.
tia anao jesosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132