sauce vinaigrette sinoa

1. hana ( 23/07/2010 12:15)
sao mba misy mahay ny recette-n'ilay sauce vinaigrette fanaon'ny traiteur sinoa ireny? Io no ampiasainy @ salade de pousse de soja matetika. Ohatry ny fotsifotsy mavomavo somary marihitra izay ilay izy. Dia toa mamimamy ny tsirony, toa misy siramamy mihitsy raha tsy diso aho ny fanaovana an'io. Tsy mahita amidy efa vita aho nefa koa tsy mety mahita ny recette-ny
novalian'i peta83 ny 23/11/2011 13:50
2. sipagasy ( 25/07/2010 07:51)

hana:

sao mba misy mahay ny recette-n'ilay sauce vinaigrette fanaon'ny traiteur sinoa ireny? Io no ampiasainy @ salade de pousse de soja matetika. Ohatry ny fotsifotsy mavomavo somary marihitra izay ilay izy. Dia toa mamimamy ny tsirony, toa misy siramamy mihitsy raha tsy diso aho ny fanaovana an'io. Tsy mahita amidy efa vita aho nefa koa tsy mety mahita ny recette-ny


nisy namaly tao @ karajia hoe

09:46] hum sira viaigre ménaka de voanjo vototo de sauje sojakely


dia zaraiko eto!
3. soanja ( 28/07/2010 00:51)
Raha ny fahafantarako azy dia ireo ambony voalazan'i sipagasy ireo sy ny "fecule de manioc" iray sotrokelin-dite na ny " corn meal" no manome iny maditidity iny. Mila asiana siramamy kely sy sira ary rano mifangaro. Tsy hadino ny sakamalao voatoto malemy be sy ny epice hafa.
4. hana ( 28/07/2010 11:26)
misaotra anareo namaly fa tena mitovy ve ny zavatra eritreretintsika? Ilay tadiaviko anie miloko crème ohatry ny mayonnaise e! Raha ireo tononinareo ireo ve no atambatra dia manome izany loko izany? Miaraka @ zavatra tanisain'i Soanja?
Andramako ihany aloha rehefa manam-potoana aho dia lazaiko na nety na tsia
5. mangabe ( 14/01/2011 12:51)
ny ahy indray nefaataoko fa hoe mayonnaise sy vinaigrette normale ilay izy...s
6. mmmhh ( 29/07/2011 06:02)
tsy asiana moutarde ve izany ry neny?
7. hana ( 08/08/2011 04:56)
angamba tokoa aloha mayonnaise ny base-ny e! Fa ohatry ny mamimamy izany ilay izy ka tsy haiko na ilay vinaigre na misy siramamy mihitsy
8. mangabe ( 08/08/2011 15:25)

mmmhh:

tsy asiana moutarde ve izany ry neny?

toa tsy dia mampiasa moutarde ry zareo sinoa koa...
9. peta83 ( 23/11/2011 13:50)
za alo mpanao vinaigrette misy siramamy ehh! fa sur za fa asiana siramamy le vinaigrette vo afangarony am mayonnaise e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1502