inona ary zao?

1. 3188 ( 12/07/2010 20:43)
tsy akoho tsy vorona ,nefa misy takorobabony
novalian'i bn102 ny 15/07/2010 05:44
2. jodasy2009 ( 13/07/2010 10:49)
alika sampona izany!!!
3. 3188 ( 13/07/2010 13:54)


alika sampona izany!!!
hihihi! tsy nampoiziko indray iny,tsy izany alou e!afa-po ve?
4. rijadolly ( 14/07/2010 16:17)
soutien
5. 3188 ( 14/07/2010 16:21)


soutien
tsy mbola izy ooo!
6. 3188 ( 14/07/2010 16:33)
aleo ho valiako fa ela loatra an!====rehefa mipisy isika lehilahy dia mamoaka ilay izy . dia ilay zavatra boribory iny no takorobabony e!hihihi
7. sousou1 ( 15/07/2010 00:03)
lalina indray iny marina ,mba hazavao tsara le takorobabony ?
8. 3188 ( 15/07/2010 00:07)


lalina indray iny marina ,mba hazavao tsara le takorobabony ?
lay fitoeran'ilay voniny iny e!
9. rijadolly ( 15/07/2010 03:59)
Misy valiny tena tsara be ry se izy izay fa tsy tadidiko a! Tsy masirasira ohatr' izay.
10. bn102 ( 15/07/2010 05:44)


tsy akoho tsy vorona ,nefa misy takorobabony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3454