slt

1. zano ( 17/06/2010 15:06)
aiza kay no ahitana irea mpanao asa soa eo aminny sehatry ny fanabeazana fa manana sekoly izaho
novalian'i Egregore ny 05/05/2011 14:13
2. sipagasy ( 25/07/2010 08:43)
inona moa no tena hilainao fanampiana izany??? toa misimisy ihany ny ONG misahana izany mantsy e!
3. Jaluniah ( 06/08/2010 08:52)
Mankany @i Nadine RAMAROSON ny vahaolanao.
4. zano ( 07/08/2010 15:05)
misaotra e
5. zano ( 27/08/2010 14:49)
6. Egregore ( 05/05/2011 14:13)
Tsotra, Manantona rotaract club dia azonao ny ilainao!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2926