Miss! Mister!!

1. xxx ( 05/05/2010 09:36)
indray mandeha za no mba sendra nijery io fandaharana io t@ tele ! dia ôtran'ny sorena zany za avy eo ! ny naha sorena ahy ?? toa fanakianana ranoray no taon'ny mpitsara azy fa toa tsy mba nisy mihintsy fanoroana sy fampianarana ny ankizy ! tsarovy fa tanora anie reo é! zany oe mbola zaza saina ihany ny ankamaroany ka tsy vitsy ny manaotao fôna sy manatanteraka izay tandrifin'ny sainy sy noheveriny fa mety aminy ! ekena tokoa fa mila olona mba manakaiky ny lafatra no tadiavina @ reny ! fa ny fomba fitenin'ireo mpitsara sy ny fandrabirabiana ny ankizy kosa tokony mba ho lanjalanjaina ihany satria miseho @ tele ; ary olona eran'i dago (mba tsy ilazana azy oe eran'zao tontolo zao )anie no ijery io fahita lavitra io fa tsy ianareo rery manao ny castine ao é! ka hoy aho hoe: raha haneso sy hana-pepo ankizy ihany ve ? maninona raha atoro hevitra sy fahalalana izy !!!
novalian'i kaiaja ny 26/05/2011 12:24
2. kaiaja ( 26/05/2011 12:24)

[/quote]
slt le miss... amiko aloha dia karazana fivarotatena entina isarihana ny vahiny fotsiny ilay izy satria ange zavatra tsy de fampiseho no jeren' ny olona. Isika gasy efa voataiza @ fomba malagasy, fitafy maontina, nefa mifanohitra @zany no hita, sady ny olona samy manana ny fomba fisainany avy tsy ary mitovy daolo, sady ny olona tsara ange tsy mba mivaky loha @zany e! misaotre!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.103