You are here: home > Forum

alika

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : alika
Valiny : 1
sitlo - 05/04/2010 18:24
Tsaroko indray ilay blagy tamin'ny fou hehy. Ilay hoe:
- inona no ilàna chien de salon tsy maaro mpangalatra akory?
dia hoe:
- atao solona sonnerie.
Valio | Miverina eny ambony
Bita - 12/06/2010 13:49
atao solona coussin koa
Valio | Miverina eny ambony