facebook "sakafo gasy"

1. zouzou ( 26/03/2010 16:21)
salama daholo ?

tongava mitsidika ao ami'ny facebook "sakafo gasy"
afaka mametraka recettes sy sary ihany koa
mazoto daholo

:D
2. sipagasy ( 27/03/2010 19:07)
miamm miammm, raha vao resaka sakafo dia voalohany aho no ho avy hijery any aza e! hihihihihi
3. JOSIAH ( 04/07/2010 17:15)
Fa tsy maintsy miditra membre facebook vao mahita e
4. diamondra27 ( 27/02/2011 19:25)
in le re7
5. mauricette ( 04/07/2011 12:55)
Domage zaho tsy mba afaka mihiditra facebook aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3337