You are here: home > Forum

gripa A

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : gripa A
Valiny : 2
mandrindra - 06/01/2010 16:25
taona maromaro lasa izay dia nisy ny H5N1 gripa du canard
ankehitriny dia tonga ny H1N1 gripa du porc
raha mikambana ireo dia ho avy ny H3N1 gripa du conard, ary be ny ho ringana
Valio | Miverina eny ambony
maryline - 06/01/2010 16:45
Valio | Miverina eny ambony
Lejoba - 24/02/2010 13:14
tena io no mahavoa ilay mpitondra angamba!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony