Ahoana ny mba hevitrareo

1. Randria2007 ( 08/12/2009 07:34)
Ireo namana mpanao fitaterana avy any Ilakaka no mitantara (zà klo tsy nahita), fa dia misy fiaramanidina mi escale, hono, ao Ilakaka ao, dia miainga indray avy eo! Inona no ataony ao? Ary iza no mitondra azy?
Mbola ireo namana ireo koa no milaza fa (zà ko tsy nahita, asa koa ireo namako na kômpétant) fa efa tsy safira ntsony, hono, no azo ao Ilakaka ao , fa efa inona angaha? tsy tadidiko fa vatosoa tsara kokoa no ny safira. Koa ahoana ny mba hevitrareo?
2. mandrindra ( 06/01/2010 14:29)
avy aiza ka andeha ho aiza hono izany fiaramanidina izany ?

vato diovina amin'ny harananan'akoho izao no hita ao ilakaka, alaivo any amin'ny canal plus ny fanadihadina nataondry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2383