Fahavaratra eto Mada

1. iandriamiali ( 01/12/2009 11:03)
Tsy haharitra ela ono ny taom-pahavaratra eto Gasikara fa saingy ny orana no betsaka ra oharina am isan-taona :( , hanao ahoana zany ny toerana iva eto Antananarivo?
2. hery ( 01/12/2009 22:41)
Amin'ny ankapobeny eran-tany mihitsy io. Rehefa misy orana dia tonga dia orana mivatravatra be ao anatin'ny fotoana fohy ka manimba zavatra.

Tokony mba efa mivonona amin'izany ny mponin'ny toerana iva ao Dago ao mba tsy ho tampoka aminy zany.
3. tsipolitra ( 04/12/2009 09:12)
8O ka eny amin'ny faritra iva ange efa zatra io orana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2774