You are here: home > Forum

fahazaran-dratsy

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : fahazaran-dratsy
Valiny : 1
Lejoba - 27/11/2009 07:34
nanambady vao tsy ela ity ranamana iray miresaka @ namany
- loza letsy ity fahazarana ity, taorian'ilay nuit de noces leity, entim-pahazarana, dia nasiako vola teo @ table de nuit!
- oay leity e! Tena afa-baraka, dia ahoana hoy ny vadin'ialahy nony hitany ilay izy?
- namerenany leity e!
:oops: :^)
Valio | Miverina eny ambony
Mirananirina - 27/11/2009 15:13
:-D :-D :-D :-D tsy ratsy indray iny ka
Valio | Miverina eny ambony