Milamm-->
Raha mi- se résigner manoloana ny vato misakana ataon'ny politikan'ny mpitondra mpifandimby hatramin'izay, ireo maniry te hanangana orinasa, dia mazava ho azy fa midona amin'ny rindrina raha tsy manao fandalinana matipaika hiodonana ny sakana.
Amiko, dia amin'izao Transition izao, no fotoana tsara hananganana entreprise.Heveriko, fa variana miady seza ry zareo mpanao politika, dia tsy ho very fotoana hitsikilo ny orinasa mitsangana, indrindra hanapotika azy, raha miodina tsara.
Raha misy hery politika tentée hanao recupération hangalatra na hanimba ny fivarotanao, dia afaka
mampahafantatra ny mouvance sasany hanakana ny fanaovana ny sabotage.Izany hoe, misy autoblocage mutuel entre les mouvances, manoloana ny fitarainan'ny chef d'entreprise ohatra.Araka izany, tokony tsy atahotra hanangana orinasa.
Raha hanangana orinasa anefa, tsara soritina inona no activités porteuses sy originales heverinao fa
handeha tsara sy tsy azahoana risques be loatra. Io koa, dia mi-dépendre ny taille an'ilay entreprise sy ny CA tianao kendrena.
Heveriko fa tokony hanana ny specificité-nao, ary ny idéale, dia ianao irery ihany no manana ny maitrise ny procédé ara-teknolojika ohattra: hialana amin'ny fakantahaka.
Aleo manao zavatra modeste aloha pour asseoir une bonne base.
Ny Société Civile koa,dia tokony manomana volavolan-kevitra haroso hatao lalàna, amin'izay ny mpitondra ao aorian'ny oktobra 2010, tsy manimba ny finiavan'ny malagasy hanangana orinasa.
Ireo diasporas eran-tany , dia tokony sensibiliser-na hanangana orinasa entre ny tany misy azy sy Madagascar.Raha mivarotra ny zavabita ny malagasy izy ireo ohatra, dia mazava ho azy fa mety hisondotra ny farimpiainany, no koa miditra ny devises.
Tokony manangana Chambre Consulaire économique non politisée ny forumistes "Serasera" any amin'ny tany misy azy, dia avy eo manao échanges d'opportunitées, pourquoi pas des partenariats entre nous.
Inona no mbola tsy afahan'ny diasporas manangana Banky Malagasy any an-dafy any.Mety piste interessante io.
Anjaran'ny tsirairay no mihetsika.Tadidio fa ny vola voarain'izay ao amin'ny Transition, dia tsy miditra ao ampaosinao akory.Izay nolazaiko hoe reraka fotsiny eo izay hiandry izay mandresy na tsia:efa miandry ao ny 4x4 sy ny saosy, hoan'ny mpanenjika seza ihany.
Il se peut que je rêve mais à nous de mettre en marche nos convictions personnelles. :wink: |