Mitady adresy na numéro tel°

1. logan72 ( 06/11/2009 07:42)
Manahoana daholo e !
Aiza kay rey olona no misy manao na mivarotra cochon de lait tena tsara ? :roll:
novalian'i logan72 ny 26/11/2009 08:57
2. xxx ( 13/11/2009 01:56)
farito, tsara ny misy anao any amerika sa any iran 8O
3. logan72 ( 13/11/2009 09:21)
Zahay mipetraka aty Fort dauphin, fa hanao noël any tananarivo, dia mitady adresy, izay manamboatra tsara an'io fa tsy mahay.
4. raniry ( 19/11/2009 16:58)
Ao Ampefiloha, pont rouge no hitako misy tsara
5. logan72 ( 26/11/2009 08:57)
Misaotra betsaka Raniry fa izay Ampefiloha izay no tenenin'ny olona. Misaotra fa vao maika nampianao hoe eo am pont rouge, satria manko Ampefiloha somary lehibebe ihany.Ilay akaikin'ny superette izany ve izy io e?
Dia mbola mamerina fisaorana ho anao fa naha-afa-po ny valin-teny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764