la soupe

1. KARELLE ( 18/10/2009 17:13)
manahoana dahaoly eh. SAIKA ba anontany ,mangatsiaka ty ny andro ka izao otran aiza kay ny fanaovanareo ny soupe nareo rehefa mikarakara par exemple soupe chinoise na van tan mine na koa soupe de riz.
lay recette otrany ny @ resto gasy reny zao no tsara ra ba misy mahay na koa recette soupe fait maison ko tsisy zay tsy maharatsy azy eh
novalian'i irihat ny 10/12/2009 12:41
2. irihat ( 10/12/2009 12:41)
efa tara be vao mamaly. ataovy tsotra fotsny e. reny pâte nouille reny araky ny fandrahoana azy de asio persil, omelette de mlay e. tsotra be tsy mandany fotoana io. Any amnareo koa moa tsisy pâte APOLLO sy PRESTO koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1318