recette hena ritra

1. noelinah ( 25/09/2009 09:47)
sao ba misy manana recette maison hena ritra azafady fa isaka mahandro za de potika foana.
novalian'i Lejoba ny 09/10/2009 19:00
2. simplex ( 25/09/2009 10:48)

* alaina ny hena
andrahoina ny hena

* afaka adiny 1 sy sasany eo ho eo,
rarahana sira, episy, tongolo gasy
eto koa no andrarahana karoty masaka ra te hatao otran'ny any @ ilay hotely gasy ireny...

* afaka 10 minitra: vita

mazotoa homana :)

;-)
3. fahamarinana ( 25/09/2009 11:00)
:arrow: noelinah :mampiasa cocotte minute angaha ? Mila fantarina tsara ilay ora fa lasa maledaka be dia mipatitaka ny hena !
Vilany gasy no fampiasako dia azo tazanina eo ny ambin-drano,afaka manandrana sira koa mandra-pahalanin'ny hena , :lol: ....Andramo hoe !
Simplex :tsaroako tsara be ialy hena amin'ni karaoty ! :) (l)
4. simplex ( 25/09/2009 11:14)

hihi
gasy ka manja ee
;-)
5. ni81 ( 25/09/2009 11:30)
* alaina ny hena
andrahoina ny hena

* afaka adiny 1 sy sasany eo ho eo,
rarahana sira, episy, tongolo gasy
eto koa no andrarahana karoty masaka ra te hatao otran'ny any @ ilay hotely gasy ireny...

* afaka 10 minitra: vita

mazotoa homana

HS: Miadana mihitsy ny madaman'ity oul ty fa mahay lakozia an! :D
6. malala1 ( 25/09/2009 12:05)
humm , mampilela-molotra koa nareo izany an.
Mahagaga koa izany hoe potika izany foana ilay hena anefa ny ahy indray tsy mety potika.
Ny fandrahoako azy dia sasana tsara ny hena dia iny ranontsasany iny no aampiasaina voalohany, atao mendimendy amin'iny tsara aloha.
Rehefa ritra amin'iny dia tapohina rano, tsy atao be de be fa rano mahasarona ilay hena , dia asiana sira sy bouillon cube boeuf.
Rehefa ritra amin'iny dia andramana ny sirany sy ny haleminy.
Tapohina rano kely indray avy eo raha mbola tsy malemy. Tsy misy potika mihintsy le hena amin'io anefa hatramin'ny voalohany efa notapatapahina kely tokony ho eo amin'ny 2cm efajoro eo .
Ny hamantarana fa efa akaiky masaka le hena dia mitera-menaka ohatry ny any dago ireny.

Ny sauce dia araka izay tianao hanaovana azy : na asiana sakamalaho , tongolo, tongolo gasy sns
Azo asiana karaoty na voamaina ihany koa , na anana.

Vilany tsotra no ampiasaiko fa tsy vilany gasy na cocote mn
7. simplex ( 25/09/2009 12:24)

malala,
arakaraky ilay hena ngamba no mampa mora potika na tsia anazy... ra vozony zao dia elabe. Mila atao @ cocoty minitra ngambany...

ni,
lol
mitoraka an :P
misaotra eee
ity ny majinika: :* :*

ato misy professionel: http://razafimalala.free.fr/Recette/henaritra.htm

;-)
8. fahamarinana ( 25/09/2009 19:20)
ni,
lol
mitoraka an
misaotra eee
ity ny majinika

:arrow: :-D :-D (l)
9. ni81 ( 25/09/2009 19:50)
ni,
lol
mitoraka an
misaotra eee
ity ny majinika:

ato misy professionel: Jereo eto

:-D :-D :-D memezan'i faha ndray mantsy zà an! :-P
10. mmmhh ( 26/09/2009 07:25)
Ny ahy ndray nefa reefa mihinana hena ritra de le izy malemy be iny no tena tiako.

Tsy mitovy @ tsirona corned beef @ boite irenyy a, hafa ihany le tsirona hena frais potika.
11. Lejoba ( 09/10/2009 19:00)
20mn anaty cocotte minute dia samy miala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1594