Mitsingerina ndray ny taona

1. tianalove ( 23/09/2009 08:01)
Mitsingerina ndray ny taona nahaterahako eeeeeee

tonga aho hizara fifialiana ho an'ny rehetraaaaa

ny taona no mitombo fa je reste la méme hihihihihi

bisous daholo

tsiky dia ampy
novalian'i tianalove ny 02/10/2009 07:04
2. ni81 ( 23/09/2009 08:14)
[URL=http://img97.imageshack.us/i/bonanniversairegif8.gif/][IMG]http://img97.imageshack.us/img97/3489/bonanniversairegif8.th.gif[/IMG][/URL]
bisous e
3. tess ( 23/09/2009 09:41)
bizou njy de bonannif zany e! :wink:
4. rhina ( 23/09/2009 11:08)
bonna annif zany nji d bijou be d ra nisy tsy nety fanao t@ iny taona iny d ovay ho tsara @ ty taona ity
d mirary soa bdb mints
5. dadabe ( 23/09/2009 17:13)
:* :* io aza ny an'i toi dia maharena tokantrano :wink:
6. tianalove ( 24/09/2009 05:53)
Misaotra antsika rehetra am fiaharabana.

Bisous bisous minou minou dhl
7. Djhamhal ( 24/09/2009 08:52)
somary tara kely za fa tsy maninona é! de mirary soa sy fanambinana ary fahombiazana hatrany ho an'ny fiainanao ! fa firy tokoa moa zany é! +30 ? :-*
8. nathie86 ( 24/09/2009 11:11)
joyeu annif e d mirary soa hatrany hatrany kiss kiss :-*
9. Papoose ( 24/09/2009 11:40)
bonaniv dia mitomboa fitiavana hatrany! :-*
10. kotobekibo ( 30/09/2009 21:31)
bonanif ary e! :-*

fa mahagaga tokoa fa tena tsy mety miova mihitsy v nama ny foto-pisainako nefa ny taona miakatra hatrany , hay v tsy ny ahy irery e! :-P :-D
11. tianalove ( 02/10/2009 07:04)
kotobekibo:

bonanif ary e! :-*

fa mahagaga tokoa fa tena tsy mety miova mihitsy v nama ny foto-pisainako nefa ny taona miakatra hatrany , hay v tsy ny ahy irery e! :-P :-D



Ka zany mints no tsara, ny taona no mitombo fa enao tanora lalandava d cool foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2754